paroles de chanson Flwlsgng - Kemyrah feat. Nar's Goat, Tahzar Ouleb, Kay'sh & Harris Teddy
Fight!!
FlwlsGng
Aiza
ny
moov
moov?
Inona
ny
marina
f'elah
ohatrany
miovaova
Ny
vava
akombony
sa
ela
io
mitady
loza?
Ambarako
eto
fa
tsy
matahotra
an'iza
n'iza
(Bresom,Bresom)
Hmm...
MENACE
(izay
mazana
ndrindra
amireo.)
(Izay
mazana
ndrindra
amireo.)
(Izay
ihany
no
omena
an'ireo.)
(Izahay
ihany
no
miaramila
eo.)
(Izay
mazana
ndrindra
amireo.)
Tsy
miamboha
adidy
aho
f*ckeko
lisany
'Ty
tsy
mihato
fa
mbola
tohizana
Ny
ondry
mandrositra
Liona
foana
ry
zandry
fa
firy
ary
no
isany?
Sahia
mijora
raha
manan-kambara
Manantona
aty
izay
te
haka
ny
Amboara
Izay
zavatra
ataona
mitoetra
tsy
miala
De
alohan'ny
ho
faty
aho
mamela
tantara
Tsy
zakan'lah
zay
lazainay
fa
marina
loatra
Rahoviana
ihany
ela
vao
tapa-kevitra
hivoatra
Tsy
kisoa
zahay
ka
hiosona
loto
Ny
ekipanla,fa
nenay
tsisy
donto
Eny
ambony
rain-té
ohatran'i
Salah
Ny
ekipany
domineko
mandeh
sôlo
Raha
mbola
tsy
mahakobo
de
avy
mtesta
Kitio
ny
Ekipako
raha
hoe
masah
la!
Ny
tasse-pé
lasa
miodina
mila
ana
Punch-ko
tiany
otrany
b*te
fa
mahasalama
Ny
énnemies
ngeh
nanovako
menace
102
no
ato
anatin'ny
menu
Mfuck
ana
...
Ilaiko
ela
manopa
ana
fa
manompo
ana!
Fight!Bandit
sy
ny
rue
m*chapeau
fa
Ny
game
lalaoviko
ohatrany
Monopoly
Tsy
mazaka
anà
reo
de
manopa
reny
Za
ohatrany
geudro
fa
manaparitaka
Shut!Jereo
fa
fiakanjonà
voyous
ny
tenue
Qualité
nge
ny
ekipako
ohatrany
hoe
Dior
Jereo
fa
fiakanjona
voyous
ny
tenue
Dior...
Dior...
Dior...
Dior...
Dior...
Dior
Miakatra
foana
ny
level
De
ny
Flawless
ho
ela
velona
Marina
tsy
azonay
afenina
Fery
efa
nikatona
ho
potserina
Efa
anaty
vala
ny
ambodia
te
hanao
nefa
ny
aina
any
am-body
Fahavalo
efa
any
ambany
faladia
Ireo
mody
tsy
tia
nefa
mankafy
Eo
tsisy
mpandresy
afa-tsy
anakiray
Aza
mitata
amin'ny
zavatra
tsy
hay
ny
amboara
efa
ela
no
efa
azonay.
Mixtape
mivoaka
poteko
son
iray...
Aiza
ny
moov
moov?
Inona
ny
marina
f'elah
ohatrany
miovaova
Ny
vava
akombony
sa
ela
io
mitady
loza?
Ambarako
eto
fa
tsy
matahotra
an'iza
n'iza
(Bresom,
bresom)
Hmm...
Menace
(Izay
mazana
ndrindra
amireo.)
(Izay
mazana
ndrindra
amireo.)
(Izay
ihany
no
omena
an'ireo.)
(Izahay
ihany
no
miaramila
eo.)
(Izahay
mazana
ndrindra
amireo.)
FLAWLESS
MUUUUUSIC
GVNG
![Kemyrah feat. Nar's Goat, Tahzar Ouleb, Kay'sh & Harris Teddy - A.K.A 47](https://pic.Lyrhub.com/img/u/r/s/a/_-a3msasru.jpg)
1 A.K.A 47 (Intro)
2 Harmony
3 Helo
4 Anjara Masoandro
5 Anjomara
6 Strong
7 Carpe Diem
8 Tsy vitan'zany
9 Kodiaran-tsarety
10 Snapchat
11 Vavolombelon'ny nenina
12 French Kiss
13 Sary an-tsaina
14 Vortex
15 Photoshop
16 UZI
17 Baroa
18 Flwlsgng
19 MNF
20 Mafia Attitude
21 No Pen No Game
22 Atlantic (Outro)
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.