Kemyrah - A.K.A 47 (Intro) - traduction des paroles en anglais

Paroles et traduction Kemyrah - A.K.A 47 (Intro)




A.K.A 47 (Intro)
A.K.A 47 (Intro)
Soa fa nisy ny mozika ahafahako milaza ny ao an-tsaiko
I am grateful for music which allows me to express my thoughts
Ahafahako milaza ny marina
To express the truth
Soa fa misy ireo mihaino izay lazaiko
I am grateful for those who listen to what I say
Misy ny kihana, misy ny mankahery, misy manompa ahy ireny
Some are jealous, some encourage, some insult me
Misy ny faly dia misy mankahala manohana ahy tsy miteny
Some are happy and some hate me, but support me without saying it
Tairo fa tohizako ny lalao
But I will continue playing the game
Za sy ny RAP tsy mba mifandao
RAP and I will never part ways
Mozika feno fanahy, izaho koa mba manao
I also make music that is full of soul
Hatramin'ny hiram-pitiavana henoin'ny mamanao
Even love songs that your mother can listen to
Tsy voatery hanompa sy hiteny ratsy foana
I don't have to insult or say bad things all the time
Tsy mila porofoiko amin'ialahy hoe iza no enjana fa miala tsiny
I don't need to prove to you who is the best, but I apologize
Fa mialatsiny, izaho tsy mitakosina amin'ny vendrana
I apologize, I don't like to pick on the weak
Izay anie no mahatonga anà io aloha mba miezaka
That's what makes me try harder
No! No! No
No! No! No
Flawless music ny gang
Flawless music is the gang
Za tsy milalao, lalaolao
I'm not playing around, just messing around
Na ny RAP GASY no lazain'ialahy fa game
Even if you say that RAP GASY is a game
Misy ny gaga feno anatra ny thème sady nahenako hatramin'ny fuck
There are surprises, there are themes full of advice, and I reduced the number of curses
Efa nahazo taona dia mba tonga saina
After a few years, I've come to my senses
Sady mila avoakako koa ny ao am-poko
And I need to release what's in my heart
Averiko ombieniombieny fa miodina ny tany
I repeat over and over again that the world is round
Za mila mametraka
I need to leave my mark
Efa ela no tambony seza fiandrianana sady mampihaiky ambony sehatra
I have been on the throne for a long time, convincing everyone on stage
Tsy mbola niala
I haven't left yet
Za mbola miady
I'm still fighting
Raha eto Dago
If it's Dago
Za manamafy
I insist
Na Rap'n'lah be sandry
Whether it's Rap'n'lah with many arms
Na rap mila laza
Or rap in search of fame
Na mila love ialahy koa mila anazy
Or if you need love, you also need them
Fankaherezana sy fanajana
Encouragement and respect
Mifandona molotra ny mpanao lalàna
Lawmakers kiss each other's lips
Hatramin'ny salope mila biff
To the extent of needing bitches
Hatramin'ny boto mila bitch
Even to the point of needing bitches
Kemyrah! Aiza ny album
Kemyrah! Where's the album
Fa miandry ny boton'ny tanàna leisy
But I'm waiting for the buttons of the big city
Tsy mora ny manao zavatra
It's not easy to do things
Ny inspi tsy voafehy
Inspiration is uncontrollable
Fa voafetra ny voasoran'ny tanana leisy
But the buttons of the big city are limited
2017 ny kemy-rap mbola ampihaiky an'ialahy indray leisy ity ny A.K.A
In 2017, the kemy-rap still convinces you. This is the A.K.A.
Mbola amin'ilay lourd
Still on the heavy
Mbola mandona
Still pounding
Mbola hampifona
Still reconciling
Mbola mamono! Bang
Still killing! Bang





Writer(s): Tahiana Andrianiaina


Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.