paroles de chanson Fable - Kemyrah
Sarotra
ho
ahy
ny
hanome
fahatokisana
Be
ny
efa
nomena
fa
namitaka
Tsy
haiko
hoe
za
ve
no
ratsy
vintana?
Izay
nianteherana
namingana
Fa
za
manantena
anao
F'enao
tsy
handena
anà
Avelao
za
hino
Fa
enao
tsy
hivadika
Za
tsy
manan'elatra
Fa
za
tsy
hanary
anao
Fa
raha
mety.
ho
raisiko
ny
tananao
Betsaka
ny
sompatra
raha
eto
an-tany
Tsika
sy
enao
ihany
no
herinio
Fitiavana
anaty
lalao
madio
Tsy
hiasan'ny
saiko
zay
efa
vitanao
tany
Tsy
ny
lasanao
mintsy
no
hoentiko
amason'reo
fianakaviana
Oh
malala,
ianao
de
mahalala
Fa
mahalasa
adala
Rehefa
enao
iny
le
misalasala
Be
Fitia
fa
tsy
te
hijaly
aho
Mankarary
ahy,
rehefa
lavitra
ahy
ny
tsikinao
Efa
hatramin'ny
ela
izy
rehetra
miseho
anatiko
aho
Jereko
anatiny
masonao
Nanjary
nifandray
ny
anatitsika
Hoe
raha
mbola
fahoriana
tsy
hitako
izay
dikan'zany
Na
mbola
hiaina
anaty
tomany
Fa
raha
mbola
anilanao
za
eto
an-tany
Ny
tsiky
sy
ny
zina
tsy
ho
lany
Matoria
eto
an-tratrako
Omeko
anao
raha
zay
tokin'ny
fitiavako
Tiako
ny
tavanao
mamiratra
Zah
ihany
no
tiako
hamizana
Anao,
anao
Fiainana
no
misy
fetrany
De
andao
aloha
alaina
fy
Tsy
maintsy
ho
aloha
ilay
sarany
Fa
ndao
aloha
tsika
hifankatia
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Ayae
Tena
nampiova
ana
mihitsy
ny
fisinao
Tsisy
tavela
ao
andohako
izay
rehetraretra
lasako
tany
Nahitsiny
ny
vintako
dia
tafandrify
tamin'ny
lalanao
za
Zao
enao
tsy
ho
avelako
intsony
fa
rehefa
ana
enao
de
ana
Ayah
Ayah
hmmm
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.