paroles de chanson Lady Di - Kemyrah
Efa
ela
ihany
c'est
le
moment
Efa
ela
ihany
teneno
maman
Fa
androany
izaho
mba
te
ho
galant
Efa
lehibe
zah
de
hampiakatra
anao
Efa
azonao
ve
oa
ilay
message?
Hoe
hafa
mihintsy
ianao
io
oa
raha
vehivavy
Tiako
ohatran'ny
tenako
Na
harary
ianao
io
zao
na
koa
hoe
hanavy
Izaho
tsy
hiala
anilanao
izaho
koa
anie
tsy
hampiafy
Tiako
ho
tsapanao
Avelao
mihintsy
izaho
hiteny
fa
efa
lasany
efa
ela
anie
ilay
amboara
Raha
ny
sain'ny
mpankahala
tonga
dia
amboary
Satria
efa
hitany
efa
ela
fa
izy
dia
anà
Mpanjaka
ohatran'i
Lady
Diana
Dia
omeko
ny
anarako
ianao
Satria
izay
ilay
lahatra
ao
ambony
ao
Raiso
ny
tanako
dia
ndao
Andao
Avelao,
avelao,
avelao
Avelao
hiakatra
handapa
Izaho
te
hampiadana
anazy
eo
amin'ny
fiainako
oh
De
andao,
de
andao,
de
andao
Fa
ho
ankinina
amin'ny
Avo,
ho
mafy
orina
tsy
ho
lavo
Asaivo
mihomana
ry
dada
Dia
teneno
koa
ry
mama
Fa
ho
avy
aho...
Efa
paré
oa
tsy
misalasala,
ho
porofoiko
rehefa
eny
amin'ny
alitara
Aleo
ho
tsarain'ny
ho
avy
aho...
Haiko
fa
tsapanao
izany
Ianao
ilay
nambako
zaho
io
ke
Izay
raha
jiaby
any
aminao
ok
Magneva
magneva
anà
Babonao
zaho
Bae,
boto
Zaho
fa
niova
fo
za
ok
Mila
anao
mila
anao
zaho
Tena
mila
anao
mila
anao
zaho
Fahasambarana
feno
mihintsy
ndrindra
Rehefa
ahita
ny
zanan-tsika
voaloha
za
Sipa
ohatranao
tsisy
fa
raha
sendra
sipa
malama
zay
vao
loza
Avelao
mihintsy
izaho
hiteny
fa
efa
lasany
efa
ela
anie
ilay
amboara
Raha
ny
sain'ny
mpankahala
tonga
dia
amboary
Satria
efa
hitany
efa
ela
fa
izy
dia
anà
Mpanjaka
ohatran'i
Lady
Diana
Dia
omeko
ny
anarako
ianao
Satria
izay
ilay
lahatra
ao
ambony
ao
Raiso
ny
tanako
dia
ndao.
Avelao,
avelao,
avelao
Avelao
hiakatra
handapa
Izaho
te
hampiadana
anazy
eo
amin'ny
fiainako
oh
De
andao,
de
andao,
de
andao
Fa
ho
ankinina
amin'ny
Avo,
ho
mafy
orina
tsy
ho
lavo
Asaivo
mihomana
ry
dada
Dia
teneno
koa
ry
mama
Fa
ho
avy
aho
Efa
paré
oa
tsy
misalasala,
ho
porofoiko
rehefa
eny
amin'ny
alitara
Aleo
ho
tsarain'ny
ho
avy
aho.
Haiko
fa
tsapanao
izany
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.