Paroles et traduction Kemyrah - Sary an-tsaina
Mba
alaivo
sary
an-tsaina
hoe
Gasy
manantena
Imagine,
my
love,
Malagasy
people
with
hope,
Hoe
tsy
ho
nofinofy
intsony
ilay
hibata
fandresena
That
carrying
the
victory
would
no
longer
be
a
dream.
Mba
alaivo
sary
an-tsaina
hoe
madio
be
ny
tanàna
Imagine,
my
love,
that
hands
are
clean,
Dia
ilay
toe-tsaina
koa
torak'izany
And
so
are
the
minds.
Dia
miaro
ny
vahoaka
ny
manam-pahefana
That
those
in
power
protect
the
people,
Dia
hoe
tena
mihatra
amin'izay
ny
lalàna
And
the
law
is
truly
enforced.
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
milamina
ny
fiarahamonina
Imagine,
my
love,
a
harmonious
society,
Dia
ilay
Madagasikara
feno
fandriam-pahalemana
no
mahate
honina
A
Madagascar
full
of
peace
and
tranquility,
a
pleasant
place
to
live.
Dia
mianatra
daholy
ny
zaza
gasy
Where
every
Malagasy
child
gets
a
good
education,
Namany
hatramin'ny
taratasy
Befriending
paper
and
pen.
Dia
ny
rehetra
afaka
haneho
ny
heviny
tsy
an-katerena
tsy
ambanana
basy
Where
everyone
can
express
themselves
freely,
without
coercion,
without
a
gun
pointed
at
them.
Dia
ho
feno
ankizy
am'zay
ny
dabilion-tsekoly
ato
ho
ato
And
schools
would
be
overflowing
with
children,
Tsy
hoe
hangataka
an-dalam-be
hoatry
ny
ataon'ireo
Zazakanto
Not
begging
on
the
streets
like
the
Zazaknto
kids.
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
tsisy
intsony
ny
mpangataka,
tsisy
intsony
ny
mpangalatra
Imagine,
my
love,
a
world
without
beggars,
without
thieves,
Dia
hanjaka
amin'ny
fiaraha-monina
ny
fifankatiavana
sy
ny
fihavanana
Where
love
and
harmony
prevail.
Dia
hoatry
ny
any
Afinda
eny
analakely
Like
in
the
peaceful
land
of
Afinda,
Tsy
ho
voahambana
amin'ny
antsy
rehefa
eny
amin'ny
lalan-kely
No
one
would
be
attacked
with
a
knife
on
the
small
streets.
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
tsy
olana
ny
vola
Imagine,
my
love,
that
money
is
not
an
issue,
Ny
toetra,
ny
fihavanana
hoatry
ny
fahagola
Character
and
solidarity,
like
in
the
old
days.
Hoe
miakatra
amin'izay
ny
sandan'ny
Ariary
ry
longo
That
the
value
of
Ariary
rises,
my
friend,
Amzay
ilay
sipa
Malagasy
tsisy
ho
raofindry
Vozongo
And
no
Malagasy
girl
would
be
taken
by
the
Vozongo.
Hoe
Malagasy
mahay
miaina
Malagasy
people
living
well,
Tsy
voazanajanaka
ara-tsaina
Free
from
mental
slavery.
Ho
lavitry
ny
fahoriana,
ho
lavitry
ny
fanaratsiana
Far
from
sorrow,
far
from
slander.
Lazaiko
aminao
I'm
telling
you,
Izao
fiainana
izao
This
life,
Tsy
ho
sento
sy
hakiviana
sy
haratsiana
lava
foana
izao
It
won't
always
be
sorrow,
despair,
and
enduring
wickedness,
Fa
ho
avy
aminao
ilay
masoandro
vao
For
a
new
sun
will
rise
from
you.
Lazaiko
aminao
I'm
telling
you,
Izao
fiainana
izao
This
life,
Tsy
ho
sento
sy
hakiviana
sy
haratsiana
lava
foana
izao
It
won't
always
be
sorrow,
despair,
and
enduring
wickedness,
Fa
ho
avy
aminao
ilay
masoandro
vao
For
a
new
sun
will
rise
from
you.
Ahoana
raha
tsaraina
ara-potoana
What
if
those
held
in
emergency
in
Antanimora,
Ireo
voatazona
vonjy
maika
eny
Antanimora
Were
judged
in
a
timely
manner.
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
tsisy
afa-bela
Imagine,
my
love,
no
one
above
the
law,
Izay
maty
manota
dia
tsy
afaka
mora
Those
who
die
sinning
cannot
escape
easily.
Dia
tsisy
kolikoly
intsony
eny
amin'ny
fitsarana
No
more
shady
dealings
in
court,
Hoe
rehefa
misy
vola
dia
afaka
maina
Where
money
talks
and
buys
freedom.
Hoe
tena
mba
hiasa
ireo
mpanao
lalàna
That
lawmakers
would
actually
work,
Ny
solom-bavam-bahoaka
mba
mihaino
taraina
And
representatives
would
listen
to
the
people's
grievances.
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
ny
vidiny
harem-pirenena
Imagine,
my
love,
the
national
budget,
Hanaovana
asa
sosialy
mibaribary
Used
for
visible
social
works.
Ho
foana
amin'izay
ny
tsindry
hazo
lena
The
"tsindry
hazo
lena"
would
be
eradicated,
Mahatonga
ny
fiainana
eto
Dago
tsy
zarizary
Making
life
in
Madagascar
bearable.
Alaivo
sary
an-tsaina
na
iray
minitra
monja
Imagine,
my
love,
even
for
a
minute,
Tsy
misy
gadra,
tsy
misy
ny
fonja
No
prisons,
no
jails.
Ilay
Malagasy
kely
ho
lavitry
ny
loza
The
little
Malagasy
people,
free
from
danger,
Dia
hiala
amzay
le
toe-tsaina-na
foza
Leaving
behind
the
mentality
of
deceit.
Hoe
mifankatia
lavitry
ny
lolom-po
Loving
each
other,
far
from
resentment,
Fitiavana
no
manjaka
Where
love
reigns
supreme.
Hoe
tena
firaisan-kina
amin'izay
no
mahazo
laka
True
unity
would
prevail,
Heritrereto
hoe
rehefa
mba
mitaky
ianao
dia
misy
mahare
Imagine,
my
love,
when
you
speak
up,
someone
listens.
Hoe
hibata
ny
fandresena
amin'izay
ny
ekipan'ny
Barea
That
the
Barea
team
would
finally
achieve
victory.
Alaivo
sary
an-tsaina
Imagine,
my
love,
Aleo
manonofy
mandritra
ny
ora
maro
Let's
dream
for
hours,
Satria
izay
ihany
no
mba
afaka
ataon'ireo
tanora
maro
Because
that's
all
many
young
people
can
do.
Miainga
amin'ny
tsirairay
anie
ny
fivoarana
Change
starts
with
each
individual,
Zarao
amin'ny
namanao
koa
izay
hanananao
Share
what
you
have
with
your
neighbor.
Lazaiko
aminao
I'm
telling
you,
Izao
fiainana
izao
This
life,
Tsy
ho
sento
sy
hakiviana
sy
haratsiana
lava
foana
izao
It
won't
always
be
sorrow,
despair,
and
enduring
wickedness,
Fa
ho
avy
aminao
ilay
masoandro
vao
For
a
new
sun
will
rise
from
you.
Lazaiko
aminao
I'm
telling
you,
Izao
fiainana
izao
This
life,
Tsy
ho
sento
sy
hakiviana
sy
haratsiana
lava
foana
izao
It
won't
always
be
sorrow,
despair,
and
enduring
wickedness,
Fa
ho
avy
aminao
ilay
masoandro
vao
For
a
new
sun
will
rise
from
you.
Mbola
ho
avy
ny
anjaranao
Your
time
will
come.
Évaluez la traduction
Seuls les utilisateurs enregistrés peuvent évaluer les traductions.
Writer(s): Tahiana Andrianiaina
Album
A.K.A 47
date de sortie
11-01-2020
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.