Marion feat. Tosy - Tonga Dia Lazao - traduction des paroles en anglais

Paroles et traduction Marion feat. Tosy - Tonga Dia Lazao




Tonga Dia Lazao
Tell Me If You Want
Raha mbola misy toetra ratsiko tsy zakanao,
If I possess qualities that make you resistant,
Tonga dia lazao
Tell me right away
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako,
If the proof of my affection is insufficient,
Tonga dia lazao
Tell me right away
Faniriako anie ny hahafaly anao
My wish is to make you happy
Tsy hisalasala satria efa tia
I won't hesitate, because I'm in love
Mba lazao tonga dia lazao
Tell me right away
Raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
If your words were true, from your heart and love,
'Lay teninao tamin'izay
What you said once before
Hoe isika hikambana ho iray
That we would come together and be one
Hiaraka ho doria fa samy tia
To be together in matrimony, because we love each other
Raha mbola misy sorisory izay koboninao
If there are still worries that you hide,
Tonga dia lazao
Tell me right away
Raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
If the love you offered was genuine,
Tonga dia lazao
Tell me right away





Writer(s): Ramandaniarivo Marion


Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.