Marion - Mbola Ho Avy paroles de chanson

paroles de chanson Mbola Ho Avy - Marion



Na, na, na, yeah, yeah
Nataoko ihany angamba ny azo atao
Hoentiko hanadinoana anao
'Reo fahatsiarovana nisy taloha navaloko
Nitady olon-kafa 'zaho nasolo anao
Nefa tsy haiko ihany
Mbola tianao foana aho, mbola miandry anao
Ka tsy haiko ny atao.
Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy
Ny anilanao no mba nahitako hafanana
Ka aleo hifona aho, tia anao hihanta eo anilanao
Na ny andro manjombona mamirifiry
Hamiratra foana izy na nampangatsiaka
Fa teo foana ianao, tonga aho hitalaho
Hoe aza mandao
Hatramin'izay tsy nahateo anao toa alahelo foana
Nanjary hakiviana feno fahoriana ny fiainako
Mila anao foana aho, miandry anao, aza ariana
Ka mba mitalaho, raha azo atao
Mba ho eo...
Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy
Ny anilanao no mba nahitako hafanana
Ka aleo hifona aho, tia anao hihanta eo anilanao
Na ny andro manjombona mamirifiry
Hamiratra foana izy na nampangatsiaka
Fa teo foana ianao, tonga aho hitalaho
Hoe aza mandao
Mbola miandry anao foana aho
Miandry anao ny toeranao
Koa mba lazao izay sitrakao na holavinao
Efa nifantena izaho sy ianao
Nifanaraka tsy hisy hifandao
Aza avelanao irery foana aho
Aza dia avelanao hisento aho
Fa te mba ho namanao
Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy
Ny anilanao no mba nahitako hafanana
Ka aleo hifona aho, tia anao hihanta eo anilanao
Na ny andro manjombona mamirifiry
Hamiratra foana izy na nampangatsiaka
Fa teo foana ianao, tonga aho hitalaho
Hoe aza mandao




Marion - Marion: The Best Of
Album Marion: The Best Of
date de sortie
08-05-2019

1 Foiko Ho Anao
2 Asa Ihany
3 Noho Ianao
4 Anilanao
5 Vetso Miampita
6 Tsy Haiko Lavina
7 Tsisy Antenaina
8 Raha Sitrakao
9 Lay Tia Anao
10 Raha Mbola Misy
11 Tsy Hitazona Anao
12 Tsy Miova
13 Fitia Volamena
14 Tsy Ho Soloiko
15 Efa Tia
16 Mbola Ho Avy
17 Efa Lasanao
18 Tonga Dia Lazao
19 Sasa-Miandry
20 Alina Mangina
21 Mamy Loatra
22 Poopée
23 Tomany
24 Rehefa Love
25 Diavolana
26 Mamie
27 Kilalaka
28 Ratra
29 Aiza Ianao
30 Aloka
31 Andao Hifly
32 Atero Kalao
33 Aza Malahelo
34 Aza Miherika
35 Azafady
36 Baby Sexy
37 Bla Bla
38 Bon Voyage
39 Crazy Lalala
40 Dance Tonight
41 Eny Ray
42 Fa Io Ny Anay
43 Fafao Ny Amiko
44 Feno Anao
45 Foiko Ho Anao
46 Foko Adaladala
47 Fotoana Mamy
48 Gimme One Chance
49 Hiady Ho An'iza
50 Ho Doria Mandra Maty
51 Ho Iray
52 Ho Tia Anao Aho Satria
53 Ianao Irery
54 Ilay Tokako
55 Izaho No Mbola Tia
56 Kalokalo Love
57 Love Aho
58 Love Dia Love
59 Miangavy Fa Tia
60 Mitia
61 My Girl
62 Paradisa
63 Sexy Love
64 Tanindrazako
65 Tiako Ho Ahy Eo Foana
66 Tiako Ianao
67 Tsy Ianao Irery
68 Tsy Misy Ahasolo Anao
69 Voninkazo




Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.