paroles de chanson Miangavy Fa Tia - Marion feat. Tht
Ny
hadalana
vitantsik'ireny
angamba
tsisy
anampiana
Efa
betsaka
tsy
ho
lazaiko
anao,
nanjary
nahalalana
anao
Ka
raha
hoe
tsy
de
mikenona
ho
anao,
Zaho
tsy
mahay
miteny,
tsy
mahay
zao
sy
zao
Kely
izay
vita
natao,
efa
mba
natolotro
anao
Miangavy,
diso
aho
raha
mba
manontany
Ny
fisainako
efalatsaka
ambany
Nahoana
raha
ovana
fitia?
Tsy
tana
intsony
fa
ho
lazaiko
androany
Tsy
mitombina
fa
lasa
mankany
Manaloka
misoko
mangina
Asa
ngamba
izany
ve
no
atao
hoe
tia?
Hitsio
aho
raha
diso,
hitsinjovako
ny
ho
avy,
ny
ampitso
Zay
nantenaiko
indray
mi-pimaso,
ilay
tsikinao
Raha
namisavisa,
ny
tontolo
rehetra
hiova
paradisa
Aza
avelanao
hiova
ho
ranomaso,
ho
resin'ny
ankaso
Miangavy
fa
tia!
Enw
le
natokisako
hatrizay
tsy
mba
namadika
Raha
ny
faniriako
anie
enw
ho
lasa
vadiko
Tiako
tsika
hiaraka
fa
tsy
namana
fotsiny
Na
ny
ranomanitrao
ary
haiko
hatramin'ny
fofony
Aza
lavin'aho
f'henoy
aloha
zay
ato
am-poko
Enw
rahateo
koa
efa
haiko
fa
tsy
manan-tompo
Ka
miangavy
aho
aza
lavina
le
fangatahana
Aza
avelanao
ho
nofy
le
fahasambarana
Tsy
haiko
ze
ao
an-tsainao
fa
nena
lu
ny
saiko
tsy
mety
mitombina
Fitivana
nomenao
ahy
hatram'zay,
toa
fitia
sombitsombiny
Ka
lazao
ze
tena
marina,
ny
ao
am-ponao
no
tiako
fantarina
Hoe
tena
izy
ve
sa
sangisangy
na
mpiakama
Lay
teninao
le
mody
mi
charme
Fa
zah
lu
de
babo,
iriko
isika
mba
en
couple
Hatram'zay
nahalalako
anao
zay,
zah
tratran'ny
coup
de
foudre
Ka
valio
fa
za
Io
mba
miandry,
ny
aty
tena
tia
ka
miangavy
Hoe
hoavadika
fitia
reo
sangisangy,
Satria
miankiana
aminao
ny
ahy
ny
o
avy
Hitsio
aho
raha
diso,
hitsinjovako
ny
ho
avy,
ny
ampitso
Zay
nantenaiko
indray
mi-pimaso,ilay
tsikinao
Raha
namisavisa,ny
tontolo
rehetra
hiova
paradisa
Aza
avelanao
hiova
ho
ranomaso,
ho
resin'ny
ankaso
Miangavy
fa
tia!
Any
aminao
any
lay
fitiavana
misy
ny
fiainana
norme
Henoy
zany
foko
midoboka
sady
mitapy
aminao
no
mi
pôrna
Ny
tavan
'indry
vô
tazanina
ôtran'ny
anjely
le
mampanonofy
Ny
feon'indry
@ alina
tô
tsy
mijanona
mandrotsirotsy
De
lazaiko
am
ndry
androany;
lasa
henjana
be
ny
fiovàny
Enw
tô
nandray
ahy
ho
akama,
nefa
le
fisainako
tô
tsy
@ zany
Efa
babon
'indry
zao
ny
foko,
ka
ialako
tsiny
raha
hoe
hadisoako
F'ilay
fitia
tsy
mitsaha-mitombo,
madio
tsy
mitapoka,
tsy
misy
loko
Hitsio
aho
raha
diso,
hitsinjovako
ny
ho
avy,
ny
ampitso
Zay
nantenaiko
indray
mi-pimaso,ilay
tsikinao
Raha
namisavisa,ny
tontolo
rehetra
hiova
paradisa
Aza
avelanao
hiova
ho
ranomaso,
ho
resin'ny
ankaso
Miangavy
fa
tia!
----Miangavy
fa
tia!
-!----
Miangavy
fa
tia!
-!----
1 Foiko Ho Anao
2 Asa Ihany
3 Noho Ianao
4 Anilanao
5 Vetso Miampita
6 Tsy Haiko Lavina
7 Tsisy Antenaina
8 Raha Sitrakao
9 Lay Tia Anao
10 Raha Mbola Misy
11 Tsy Hitazona Anao
12 Tsy Miova
13 Fitia Volamena
14 Tsy Ho Soloiko
15 Efa Tia
16 Mbola Ho Avy
17 Efa Lasanao
18 Tonga Dia Lazao
19 Sasa-Miandry
20 Alina Mangina
21 Mamy Loatra
22 Poopée
23 Tomany
24 Rehefa Love
25 Diavolana
26 Mamie
27 Kilalaka
28 Ratra
29 Aiza Ianao
30 Aloka
31 Andao Hifly
32 Atero Kalao
33 Aza Malahelo
34 Aza Miherika
35 Azafady
36 Baby Sexy
37 Bla Bla
38 Bon Voyage
39 Crazy Lalala
40 Dance Tonight
41 Eny Ray
42 Fa Io Ny Anay
43 Fafao Ny Amiko
44 Feno Anao
45 Foiko Ho Anao
46 Foko Adaladala
47 Fotoana Mamy
48 Gimme One Chance
49 Hiady Ho An'iza
50 Ho Doria Mandra Maty
51 Ho Iray
52 Ho Tia Anao Aho Satria
53 Ianao Irery
54 Ilay Tokako
55 Izaho No Mbola Tia
56 Kalokalo Love
57 Love Aho
58 Love Dia Love
59 Miangavy Fa Tia
60 Mitia
61 My Girl
62 Paradisa
63 Sexy Love
64 Tanindrazako
65 Tiako Ho Ahy Eo Foana
66 Tiako Ianao
67 Tsy Ianao Irery
68 Tsy Misy Ahasolo Anao
69 Voninkazo
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.