Marion - Ho Doria Mandra Maty - traduction des paroles en anglais

Paroles et traduction Marion - Ho Doria Mandra Maty




Ho Doria Mandra Maty
My anchor until death
Andro sarobidy loata tamiko
With a palpitating chest
Izao fotoana androany anio izao
Today, at this very moment
Ilazako anao zay tena ato anatiko
I will tell you what is truly inside me
Nokoboniko hatramin'izay
I have kept it hidden until now
Havaoziko lay teny iray:
I will renew my vow:
Tiako ianao, tena tiako
I love you, I truly love you
Ho tiaviko
I will love you
Ho mandrakizay
Forever
Noho ilay safidy tao am-po
Because of the choice my heart has made
Manomboka eto anio izao
Starting from today
Ho iray izaho sy ianao
We will be one
Ny amiko efa lasanao
What's mine is now yours
Babonao, tena babonao
Yours, truly yours
Manomboka eto anio izao
Starting from today
Ho iray izaho sy ianao
We will be one
Ny amiko efa lasanao
What's mine is now yours
Ho doria mandramaty
My anchor until death
Misaotra anao mbola niandry ahy
Thank you for waiting for me
Niharitra ireo adalako
For bearing with my tantrums
Misaotra anao tsy mbola niahiahy
Thank you for never doubting me
Nahatoky hatrany ilay fitiavako
For always believing in my love
Havaoziko ilay teny iray:
I will renew my vow:
Tiako ianao, tena tiako
I love you, I truly love you
Ho tiaviko ho mandrakizay
I will love you forever
Noho ilay safidy tao am-po
Because of the choice my heart has made
Manomboka eto anio izao
Starting from today
Ho iray izaho sy ianao
We will be one
Ny amiko efa lasanao
What's mine is now yours
Babonao, tena babonao
Yours, truly yours
Manomboka eto anio izao
Starting from today
Ho iray izaho sy ianao
We will be one
Ny amiko efa lasanao
What's mine is now yours
Ho doria mandramaty
My anchor until death
Instrumental...
Instrumental...
Manomboka eto anio izao
Starting from today
Ho iray izaho sy ianao
We will be one
Ny fiainako efa lasanao
My life is now yours
Babonao, tena babonao
Yours, truly yours
Manomboka eto anio izao
Starting from today
Ho iray izao sy ianao
We will be one
Ny amiko efa lasanao
What's mine is now yours
Ho doria mandramaty ...
My anchor until death ...





Writer(s): Marion Ramandaniarivo


Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.