paroles de chanson Aza Arianareo - Samoela
Nahita
karazana
atambo
aho
h'
aho
Fa
loza
'ty
anio
'ty
Nahita
kazarana
rombo
aho
hoy
aho
Fa
degany
'ty
miainga
'ty
Reo
mba
te-hitrôtra
kay
mora
maty
Tsy
hita
trace
eo
'ty
Reo
mba
te-hitolona
kay
tsy
ampy
sandry
Lanin'ny
alika
dia
Darok'alika
sy
tsatok'antsy
Zay
zao
ny
fiainana
aty
Lacrymogène
sy
vodi-basy
Zany
no
miandry
an'ty
Aza
avela
irery
aho
ôh
Lavitra
be
nge
ny
lalana
Aza
arianareo
aho
hoy
aho
Aleo
tsika
tsy
ifanary
an-dalana
Fa
n'inona
n'inona
no
ataon'ilahy
N'inona
n'inona
revin'ialahy
Efa
bobaka
be
mpanola
Tsy
vitan'ny
ketrika
fa
mila
vola
Efa
bobaka
be
nge
zao
romotra
Raha
vao
tsy
akamany
'ty
dia
ho
rotika
Zay
ny
ambarako
anao
zoky
eh
Ambarako
anao
ôh
Mila
mitolona,
mila
miketrika
Mitady
ny
lalana
mendrika
Mila
mitraka,
tsy
misy
aki-letika
Raha
tonga
ny
gidra,
tsy
mihemotra
Mila
mahasaky,
tsy
mila
milefitra
Mijoro,
tsy
mila
adi-hevitra
Ekipa
solide,
fa
tsy
rainitetaka
Mifezaka,
tsy
misolelaka
Ataovy
ao
an-tsaina,
ataovy
ao
an-doha
Raha
tsika
manôka,
dia
ny
atsy
mandrezatra

1 Mamirapiratra
2 Hiverina
3 Mambabo
4 Io Aloha
5 Vadiko
6 Izy Irery
7 Aza Arianareo
8 Mandeha
9 Trosa
10 Raha Ho Avy Ralala
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.