paroles de chanson Izy Irery - Samoela
Izy
irery
nge
sisa
no
teo
Ny
ambiny
efa
lasa
fa
leo
Izy
irery
ihany
sisa
tavela
Ny
hafa
efa
dila
efa
ela
Izy
irery
ihany
hatram'izao
Mbola
miandry
sy
mahatoky
anao
Izy
irery
ihany
tsy
mety
miova
Mbola
mino
fa
hiverina
ny
rova
Izy
irery
nge
sisa
no
eto
Efa
nirodana,
no
sady
marefo
Izy
irery
sisa
mamisavisa
'Lay
kôzinao,
ilay
hoe
paradisa
Efa
tsy
manja
izy,
rarany
sisa
Efa
resy
izy,
resin'ny
adrisa
Izy
irery
ihany
no
mbola
manantena
Hoe
mbola
hiova
ilay
nivadika
horera
Niandry
anao
izy
eh!
Nitady
anao
izy
eh!
Nanantena,
vola
sy
harena,
avy
aminao
Nihevitra
azy
ho
mpandresy
izy
eh!
Nihevitra
azy
hoe
fetsy
izy
eh!
Nefa
ianao,
efa
nahazo
vaovao
Sasatra
teo
izy
eh!
Niahaka
teo
izy
eh!
Nilaozanao
Nokafarainao
Nataonao
lao...
Nanantena
ny
tsy
hita
eh
Sendra
izay
boto
alika
izy
eh
Tsara
fika
Nataony
nahita
Fa
sipa
mivika
eh!

1 Mamirapiratra
2 Hiverina
3 Mambabo
4 Io Aloha
5 Vadiko
6 Izy Irery
7 Aza Arianareo
8 Mandeha
9 Trosa
10 Raha Ho Avy Ralala
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.