paroles de chanson Milanaw - Kresnik , Spvce Chen
Izaho
sy
ianao
io
dia
tamana,
babe
Mila
"peuf"
aho
mila
money
Tairo
afeno
any
ilay
tanae
Tsy
tafavoaka
aho
fa
milanaw,
yeah
Faly
izaho,
manana
anao
Tsy
efa
firy
ny
teo
F'ianao
ihany
Ho
deba
izany,
tsika
sy
ianao
Maka
ny
money
sy
ny
moon
Oh
baby
zah,
anilanao
Mahita
ny
hoavintsika
any
ambony
Eto
am-pandriana
Fa
fahafiry
izao
ny
lanitra
manaraka
Aza
variana
Tsy
hamelantsika
ny
mailles
raha
tsy
miraraka
Zah,
tafiditra
rehefa
enao
indray
no
mi-roule
Fa,
kopy
aho
fa
raha
feeling
izy
dia
tsisy
ahasolo
Mifampitsikitsiky,
miara
anizid
vetivety
Fetsifetsy
Miara-mandeha
ny
mind
d'efa
mety
Izaho
sy
ianao
io
dia
tamana,
babe
Mila
"peuf"
aho
mila
money
Tairo
afeno
any
ilay
tanae
Tsy
tafavoaka
aho
fa
milanaw,
yeah
Faly
izaho,
manana
anao
Tsy
efa
firy
ny
teo
F'ianao
ihany
Izay
misy
anao
so
fine
Mila
anao
za
everyday
shawty
Tsisy
anao
za
mila
tsy
ahavita
Mangatsika
irery
eto
am-pandrina
Fa
zao
Tsika
roa
irery
ihany
Izaho
sy
ianao
tonight
Aza
tantaraina
Izaho
sy
ianao,
efa
tsy
mi-cala
Mila
camas,
mila
villa
Tairo
afeno
any,
babymama
Te
ho
anizid,
ianao
bédave
Baby
manantona
fa
izaho
aza
avela
irery
eto
Tsika
roa
collé-serré
Feno
sipa
eo
f'ianao
irery
ihany
no
jereko
Izaho
sy
ianao
io
dia
tamana,
babe
Mila
"peuf"
aho
mila
money
Tairo
afeno
any
ilay
tanae
Tsy
tafavoaka
aho
fa
milanaw,
yeah
Faly
izaho,
manana
anao
Tsy
efa
firy
ny
teo
F'ianao
ihany
Izaho
sy
ianao
io
dia
tamana,
babe
Mila
"peuf"
aho
mila
money
Tairo
afeno
any
ilay
tanae
Tsy
tafavoaka
aho
fa
milanaw,
yeah
Faly
izaho,
manana
anao
Tsy
efa
firy
ny
teo
F'ianao
ihany
Izaho
sy
ianao
io
dia
tamana,
babe
Mila
"peuf"
aho
mila
money
Tairo
afeno
any
ilay
tanae
Tsy
tafavoaka
aho
fa
milanaw,
yeah
Faly
izaho,
manana
anao
Tsy
efa
firy
ny
teo
F'ianao
ihany
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.