paroles de chanson Mucho Luv Interlude - Kresnik , Spvce Chen
Tsiky
sa
tomany,
ifampizarantsika
omaly
Mahatsiaro
very
aho
rehefa
manembona
anao
indraindray
F'efa
mipetraka
daholo
ny
vinavina
Tsara
fatotra
tsara
ny
voady
ah
F'efa
ianao
ilay
vady
matotra
Ilay
"Shawty
number
one"
Efa
nilokaloka
mafy
fa
tsika
sy
ianao
manome
iray
Efa
mipetraka
daholo
ny
vinavina
Tsara
fatotra
tsara
ny
voady
ah
Ianao
nanadino,
efa
lasan'ny
hafa
ny
fitiavanao
Efa
tsaratsara
story
any
anaty
réseau
Ianao
babymama
Omaly
ianao
nandao
anah
babymama
Lasany
any
ianao
babymama
Fa
mbola
tsy
te
haka
vady
anao
One
time
tonight,
babe
Izaho
mila
love,
mila
mankafy
Alaiko
daholo
ny
any
aminao
Fa
izaho
koa
tsy
hamela
irery
anao
izaho
Izaho
mila
anao
zah,
babe
Izaho
mila
love
Izaho
mila
"haze"
Tsy
milalao
izaho
Izaho
mila
anao
Izaho
ho
anao
irery
Tsy
tafatory
Inona
ny
afaka
ataoko
raha
tsy
eo
ianao
iny
Eto
tsisy
kilalao
fa
Tonga
dia
ho
alaiko
ny
tananao
Fa
zao
Tantarantsika
hifarana
amin'ny
tsiky
sa
tomany
Mila
love
madio,
za
tomady
Aiko
oe
faly
ianao,
ampelatanany
any
sa
ve
Koboko
oe
ny
tena
tianao
nefa
zah
rery
Aiko
samy
tia
fa
izao
anie
isika
samy
very
Feno
"fierté"
aho
dia
niafiko
samirery
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.