BABA - Mama текст песни

Текст песни Mama - Baba



Tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
Tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
Hmmm
Mamako oh
Tsy any anary anao zaho
N'aiza n'aiza tany alehako oh
Tsy ho anadino anao zaho oh
F'andesiny fitadiavagna
Afan'tsy fananan'tena
Matokisa anao mama e
Mbola ho avy ny anjara tsika
E e maman
Matokisa aro mama e
Mbola ho avy ny anjaran tsika
An mamako oh
Raha misy raha tsy tantinao oh
Sahia ilazao
Raha misy raha tsy tantinao oh
Sahia aho ilazao
Mmmm
Mamako o
Tsy anary anao zaho o
N'aiza n'aiza ny tany alehako
Tsy ho anadino anao zaho o
Mama ee
Fa andesin'ny fitadiavana
Afan'tsy fananan'tena
Matokisa ro mama e
Mbola ho avy ny anjaran-tsika e
Raha misy raha tsy tantinao oh
Sahia ilazao
Raha misy raha tsy tantinao oh
Sahia aho ilazao
Mmmm
Tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
Tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
Mmm
Tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
Tsy ho anadino anao n'aiza n'aiza
Mmm



Авторы: Roby Lakatos


BABA - Down 4 Whateva
Альбом Down 4 Whateva
дата релиза
21-01-2008



Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.