JOHANE - Mafy Orina текст песни

Текст песни Mafy Orina - JOHANE



Raha ny amiko aloha efa tsisy miafina aminao
Dia ny andro sisa iainako efa ankiniko aminao
Satria
Tsy manana hafa ianteherana aho
Ny fitiavako anao koa tsy haiko ferana
Efa ianao io ilay fanaperako aaaah
K'avelao aho hikalokalo e
Avelao aho hitsikitsiky
Avelao aho ho saro-piaro e
Ho ahy irery ianao, izay no iriko
K'atokany ho ahy ny fonao
Zaho koa manantena fa ny ahy efa ianao
Oh ie,
F'ilay hazavana tsy hitako hatrizay
Indro niposaka indray
Rehefa iny aho eo akaikinao
Toa adinoko izao rehetra izao
Tsy mahafoy ny eo anilanao
Raha ny amiko aloha efa tsisy miafina aminao
Dia ny andro sisa iainako efa ankiniko aminao
Satria
Tsy manana hafa ianteherana aho
Ny fitiavako anao koa tsy haiko ferana
Efa ianao io ilay fanaperako aaaah
Ho eo anilanao hoazy aho
Tsy hiala fa hitampify eo an-tratranao hoazy aho
Ndeha tsika hiara-hanorina
Mba ho mafy orina tsy ho ravan'ny ela anie eeeh
Tsy ho ravan'ny ela anie eee
F'ilay hazavana tsy hitako hatrizay
Indro niposaka indray
Rehefa iny aho eo akaikinao
Toa adinoko izao rehetra izao
Tsy mahafoy ny eo anilanao
Avelao aho hikalokalo e
Avelao aho hitsikitsiky
Avelao aho ho saro-piaro e
Ho ahy irery ianao, izay no iriko
F'ilay hazavana tsy hitako hatrizay
Indro niposaka indray
Rehefa iny aho eo akaikinao
Toa adinoko izao rehetra izao
Tsy mahafoy ny eo anilanao
F'efa mafy orina
Mafy orina e



Авторы: Hery Rahaingomanana


JOHANE - Mafy Orina
Альбом Mafy Orina
дата релиза
18-03-2020




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.