Kemyrah feat. Louckim - Drill Love текст песни

Текст песни Drill Love - Kemyrah feat. Louckim



Kemyrah
Baby aleo tsy androany fa zah mbola anaty business
Omely aho no Gentleman fa androany zah bandin'ny Tess
Mila miketrika Moula, Euro, Dollar ho an-dry
Tsy hijaly foana eto Gasikara fa mba ho any Miami
Sera crack de sera dope, sera weed
F*ck ny Flics ngambany ohatran'zay zah efa nihidy an
Ampafantaro dada sy neny fa ianao tsy maintsy ho alaina
Tsara be ny peratra an-tanana fa ny vola koa ilaina
Mbola tena miketrika an'ilay villa
Mbola tena mitady an'ilay vola
Aleo manatanteraka ny nofinofinao tsisy olana
Za tsy anatin'ny lainga ka hampanantena anao volana
Ilay hoe za ve love zany tsy débat
Kemyrah sy ny princesse mila deba
Ampafantaro izay mikitika andry tonga de dégâts
Grrr paww paww ny eny amin'ny tenda
Ref: Aiza ndry? (Allo!)
Zah mbola ety amin'ny La Rue yah
Mbola mi Grrr paww ny ennemis za
Yeahh annn
Izaho hitondra anao manidina
Hanakatra ny avo fa tsy hidina
Ho lavitra antsika ny ngidiny
Izay efa natomboka andao hamafisina
Tsy maintsy hanakatra ny avo ndry
Hitafy Louis Vui de Gucci
Selfie ao Paris
Yah yahhh, hmmm
Louckim:
Ho entiko hanakatra ny avo fa tonga de teneno maman sy papa
Eto amin'ny Vie antsika za misacre
Fa tiako ianao ne ho maman'ny papoziko
Aleo ireo mpialona tsy hiasana saina
Fa simbasimbain-tsika koa vao mi faux pas
Grrrr pawww pawww pawww raha vao mi dégât
Boto potehan-tsika vao mi dégât
Haiko ianao fa mila Gucci
Fa za mbola manao bénéf eo amin'ny quartier
Mbola mitady iencli ao amin'ny Bendo
Tsy fidiny ho anà nge ny serana teuchi
Raha resaka love zany tsy débat
Louckim sy ny princesse mila deba
Ampafantaro izay mikitika andry tonga de grrr... dégâts
Grrrr pawww pawww ny amin'ny tenda
Ref: Aiza ndry? (Allo!)
Zah mbola ety amin'ny La Rue yah
Mbola mi Grrr paww ny ennemis za
Yeahh annn
Izaho hitondra anao manidina
Hanakatra ny avo fa tsy hidina
Ho lavitra antsika ny ngidiny
Izay efa natomboka andao hamafisina
Tsy maintsy hanakatra ny avo ndry
Hitafy Louis Vui de Gucci
Selfie ao Paris
Yah yahhh... hmmm
Gang zahay fa love e, yah
Gang zahay fa love e
Ho an'ny apis za mila love e
Ho an'ny family mila lové
Boto fa Real ny mentalité
De la Drill à en validé
Mourir pauvre ça oh jamais
Zahay koa mila mila lové yah
Ianao anie ohatrany Dior
Mamiratra ohatrany Dior
Gucci Gucci Dior
Louis Vui de Dior
Hey ohatrany Dior
Hey ohatrany Dior
Kemyrah x Louckim seniors
Louckim:
Aiza ndry?
Za mbola ety amin'ny la Rue yah
Mbola mi Grrr paww ny ennemis za



Авторы: Andrianiaina Tahiana, Lucka Rabarison, Zane98


Kemyrah feat. Louckim - Drill Love
Альбом Drill Love
дата релиза
03-12-2021



Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.