Kemyrah - Lady Di текст песни

Текст песни Lady Di - Kemyrah



Efa ela ihany c'est le moment
Efa ela ihany teneno maman
Fa androany izaho mba te ho galant
Efa lehibe zah de hampiakatra anao
Efa azonao ve oa ilay message?
Hoe hafa mihintsy ianao io oa raha vehivavy
Tiako ohatran'ny tenako
Na harary ianao io zao na koa hoe hanavy
Izaho tsy hiala anilanao izaho koa anie tsy hampiafy
Tiako ho tsapanao
Avelao mihintsy izaho hiteny fa efa lasany efa ela anie ilay amboara
Raha ny sain'ny mpankahala tonga dia amboary
Satria efa hitany efa ela fa izy dia anà
Mpanjaka ohatran'i Lady Diana
Dia omeko ny anarako ianao
Satria izay ilay lahatra ao ambony ao
Raiso ny tanako dia ndao
Andao
Avelao, avelao, avelao
Avelao hiakatra handapa
Izaho te hampiadana anazy eo amin'ny fiainako oh
De andao, de andao, de andao
Fa ho ankinina amin'ny Avo, ho mafy orina tsy ho lavo
Asaivo mihomana ry dada
Dia teneno koa ry mama
Fa ho avy aho...
Efa paré oa tsy misalasala, ho porofoiko rehefa eny amin'ny alitara
Aleo ho tsarain'ny ho avy aho...
Haiko fa tsapanao izany
Ianao ilay nambako zaho io ke
Izay raha jiaby any aminao ok
Magneva magneva anà
Babonao zaho Bae, boto Zaho fa niova fo za ok
Mila anao mila anao zaho
Tena mila anao mila anao zaho
Fahasambarana feno mihintsy ndrindra
Rehefa ahita ny zanan-tsika voaloha za
Sipa ohatranao tsisy fa raha sendra sipa malama zay vao loza
Avelao mihintsy izaho hiteny fa efa lasany efa ela anie ilay amboara
Raha ny sain'ny mpankahala tonga dia amboary
Satria efa hitany efa ela fa izy dia anà
Mpanjaka ohatran'i Lady Diana
Dia omeko ny anarako ianao
Satria izay ilay lahatra ao ambony ao
Raiso ny tanako dia ndao.
Avelao, avelao, avelao
Avelao hiakatra handapa
Izaho te hampiadana anazy eo amin'ny fiainako oh
De andao, de andao, de andao
Fa ho ankinina amin'ny Avo, ho mafy orina tsy ho lavo
Asaivo mihomana ry dada
Dia teneno koa ry mama
Fa ho avy aho
Efa paré oa tsy misalasala, ho porofoiko rehefa eny amin'ny alitara
Aleo ho tsarain'ny ho avy aho.
Haiko fa tsapanao izany



Авторы: Andrianiaina Tahiana


Kemyrah - Lady Di
Альбом Lady Di
дата релиза
27-03-2022




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.