Mr Sayda - RARAKIVY текст песни

Текст песни RARAKIVY - Mr Sayda



Aza omena tsiny raha toa mi-decl' be zah' fa tena te hitory
Iray volana katroka ilay nahalalako anao izay no tsy nahita tory
Mivadibadik'ondana ny andro sy ny alina tsy voahavako intsony
Nangalarinao any ho'aho ny foko sy ny saiko ka ataoko akory?
Kanefa tsy ahoako, tsy ahoako ô, tsy ahoako
Vao mainka ary ho ataoko, ho ataoko ô, ho ataoko ô
Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô
(Ameza!)
Dia hozy ianao hoe izany ve dia marina sa
'Zah mihitsy no beau parleur?
Sa tianao hotabatabaiko amin'ny micro sy ny haut-parleur?
Aza omena tsiny zah raha toa mi-rouler "rrrr" fa tena rarakivy e
Sasa-miandry anao foana mijerijery lera, maraina atoandro hariva e
Kanefa tsy ahoako, tsy ahoako ô, tsy ahoako
Vao mainka ary ho ataoko, ho ataoko ô, ho ataoko ô
Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô
Kanefa tsy ahoako, tsy ahoako ô, tsy ahoako
Vao mainka ary ho ataoko, ho ataoko ô, ho ataoko ô
Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô
Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô



Авторы: Miandravola Rojotiana


Mr Sayda - RARAKIVY
Альбом RARAKIVY
дата релиза
04-08-2022



Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.