TSOTA - Hianatsimo текст песни

Текст песни Hianatsimo - TSOTA



Isika olombelo Tsy hay izay ao an-doha
Miovaova arakaraky ny any am-paosy
Misy mody mampalahelo
Misy mody mafana fo ah
Fa tsy niala anao aho Na be ireo
Mpanodina Kozy e Tiako rehefa matoky ny zavatra ataoko
Mitovy fijery Teo foana izy na mafy ny ataky e Tsy namela ahy
Ho irery Ka hoy aho hoe
Hianatsimo aho Hianatsimo aho
Fa miomana soa a Ho avy hangataka anao amin'ny olobe Tsy maintsy
Miaraka aminao zaho mody e Hianatsimo aho Hianatsimo
Aho fa miomana soa
Ho avy hangataka anao amin'ny olobe
Tsy maintsy miaraka aminao
Zaho mody e ah
Sarotra fafàna Fa tantara nosoratana
Miaraka Ianao
Tsy fakam-panahy Fa ilay faka
Taranaka Na nandalo
Ny fifamaliana Na nisotro ny rano tsy tiana
Na dia nisy fotoana variana Ianao teo foana
Ah ah Tiako rehefa
Matoky ny zavatra ataoko
Mitovy fijery Teo foana izy
Na mafy ny ataky e Tsy namela
Ahy ho irery Ka hoy aho hoe
Hianatsimo aho Hianatsimo aho
Fa miomana soa a
Ho avy hangataka anao amin'ny olobe
Tsy maintsy
Miaraka aminao
Zaho mody e Hianatsimo aho
Hianatsimo aho
Fa miomana soa a Ho avy hangataka anao amin'ny olobe
Tsy maintsy miaraka
Aminao zaho mody e ah Misaotra anao ny Atsantsa Hey



Авторы: Andriniaina Randriakoto


TSOTA - Hianatsimo
Альбом Hianatsimo
дата релиза
07-05-2021




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.