TSOTA - Noentiny (Originale) текст песни

Текст песни Noentiny (Originale) - TSOTA



Noentiny (Tsota)
Ahitsio
Harivariva mba nitazatazana aho
Ny filentikan'ny masoandro iny miadana
Nisy olombelona nipoitra tany izy e!
Nitondra fitoniana sy tambitamby be
Gidragidra ny miaina eto fa ny sentoko dia sentony ihany e!
Zatrazatra misendotra ahofa nisinda ny aretiko androany e!
Te hivokona ny tanana
Fa @ izao izy tsa manahy
Satria noraisin'ny tananao nao nao nao nao nao
Brdg: Bitsibitsika mangina no nataoko
Dia avy eo tsiky no nasetriny ahy
Hatr@ iny dia noentiny aho
Noentiny aho, oh
Tsy haiko intsony hoe eto ambonin'ny tany
Sa misdisidina any
Ohatr'izany ny tsapako ooo
Tanteraka androany ilay vinavina
Raha ianao ny toaka za-ako efa binabina
Mila mpampitony aho
Raha sendra hakiviana
Ampitonio aho f'efa zatra mibang bangn'ny adve
Natsoiny aho najainy aho na tsy hainy
Hoe iza fa dia niaraka nandeha nankany e!
Nafoiny izay tany e!nariany angamba be resaka sy be vinany e!
Izaho hono no tiany
Brdg
Yeyeyeyeyeye...
Tsy haiko intsony hoe eto ambonin'ny tany
Sa misdisidina any
Ohatr'izany ny tsapako ooo
Allô!Ianao ihany e!



Авторы: Youdah Beats


TSOTA - Noentiny (Originale) - Single
Альбом Noentiny (Originale) - Single
дата релиза
28-09-2022


Еще альбомы
Исполнитель TSOTA, альбом Misinda
2022
Исполнитель TSOTA, альбом HM
2021
Исполнитель TSOTA, альбом Hianatsimo
2021
Исполнитель TSOTA, альбом Best Of
2019
все альбомы


Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.