Ghettoven - Hall Of Fame paroles de chanson

paroles de chanson Hall Of Fame - Ghettoven



Te anitsy anah
Iza avy ny ao ary e
Mila mailo elah fa za avy ao arina
Ifanehatra ny vava avereno
Zatra mlaza lainga vava fehezo
Depart, Tiekar, bakar, milliards
Tsy voahisa tsony nbillet fa mramala (Brrr)
Tsy maplam tsaina mapalasa adala
Variana am zava bita ny tanjoko ny ah efa nazava
Vavan olona takona tsy nataoko anavandra
Mental efa dur tsy ho ambakain reo mbola nandra
Ny haters, mpialona, masaky mlatsaha banja
Mlatsah banja mlatsah banja mlatsaha banja
F'efa miandry ah f'efa miandry ah f'efa miandry ah
Anaraka ny rythme sao taraiky eo
Betsaka ny arnaque sao vo feinte eo
Te anitsy anah
Iza avy ny ao ary e
Mila mailo elah fa za avy ao arina
Ifanehatra ny vava avereno
Zatra mlaza lainga vava fehezo
Efa impiry ah zay no miteny, za tsy mitovy amlesany reo
Tsy mifangaro am daba pako ah tsy mfangaro amna dindery
Lemako am calibre elah refa vita ny fangalapiery
Ny ah mamay am haut fourneaux
Nenla atono am fatapera
Chute Libre no iliquideko ny ennemi
Aty dago tsy hollywood,nefa be npaparazzi
Aleoko libre am tany mahantra
Toy izay andevo lah any ampita
Ra tratrako izy maratra
Ra tsy tratrako misy mpamita
Niova ny fiainako hatramzay, za tsy mtovy am omaly
Koboko fahatrana sy loto dia za tsy hiverina ho any
Za tsy tambazana trophées nefa jere mpersa ihany
International ntanjoko nenlesany mbola amban tany! (Stupid!)



Writer(s): Ghettoven Didalos


Ghettoven - Hall Of Fame
Album Hall Of Fame
date de sortie
17-02-2021




Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.