paroles de chanson Tsūka - Tchiko , Kemyrah
Vola
no
mahery
ry
niggaz
Euro
sy
ny
Dollar
no
sera
miainga
Vao
tsisy
anazy
ialahy
io
dia
dead
Tiany
ialahy
ho
azo
bobaka
izy
nefa
saingy
Tsy
misy
afa
tsy
vola
no
maha
rangahy
Miankina
amin'ny
isan'ny
ny
anaranla
Hatraiza
ny
fetran'ny
hasambarana
Kobonay
fa
Monney
no
hivavahanla
Hifohazana
maraina
mitady
anazy
Rehefa
tsy
misy
azy
ialahy
mitady
hanavy
Izy
no
mpanjaka
fa
ialahy
tsy
favy
Amonon'ialahy
olona
izy
na
mosavy
Tadidio
fa
ialahy
io
mbola
ho
rava
Ny
biff
sy
ny
drala
mety
hatonga
an'ialahy
io
Any
an-dafy
Fa
tadidio
fa
tsy
misy
mamy
noho
ny
hoe
Miasa
mafy
Toy
izay
ialahy
'ndeha
hangalatra
sy
hanapoaka
basy
Ny
vola
tsy
ratsy,
ny
vola
tsy
tsara
Fa
ialahy
io
mihitsy
no
mila
mahalala
Ny
tokony
ampiasa
azy
Ny
tokony
hampiasana
azy
Ny
vola
tsy
ratsy
leisy,
ny
vola
tsy
tsara
Fa
rehefa
io
no
mibahana
ato
an-tsaina
Dia
mangeja
an'ialahy
Mangeja
ny
fiainan'ialahy
Ny
vola
sy
harena
an'ialahy
Fahafahana
sy
fangejana
Fahasambarana
sy
fijaliana
Hafaliana
miampy
fahoriana
Adino
hoe
misy
lafim
piainana
hafa
mety
mahatamana
Ilay
fahasambarana
anaty
tsy
hitambarana
Amin-ny
hafa
adino
fa
misy
masoandro
hafa
Mampifoha
mamelona
fa
ny
olombelona
Ratsy,
Sahy
maty,
tsy
mamela
Ozatra
anefa
hamotehana
Handetehana
hitetehana
hanafenana
ratsy
anaty
hamehana
Ho
alatsaka
ambany
satria
manelingelina
Tsy
maintsy
tadiavina
Ny
eboebo
hitako
mitazona
ny
fiarahamonina
Raha
tsy
misy
toa
tsy
olona
Tsy
miteny
lay
vola
no
mandrefy
Ny
ambo-po
takonana
ny
maso
fatorana
Hitady
fahamarinana
anaty
mbola
hiambozonana
Hividianana
fahafahana
nomena
fotsiny
Arovy
izay
kely
loha
tsy
ho
lasany
any
Ka
soa
dia
tsy
miverina
intsony
Ny
any
tsy
mety
tony
hamotika
ambonimbony
Mamosaka
loza
Ny
onja
mafy
ra
tsy
mahay
miaritra
lasa
ny
rivotra
Ny
fianana
manontolo
midaboka
any
am-ponja
Apombo
miady
amam-bato
toa
mazana
ihany
ny
hivoaka
avy
ato
Adina
mpanarato
ze
mahazo
miala
fa
mamadika
Tampoka
ny
onjan'ilay
taonjatoko
Ny
vola
sy
harena
an'ialahy
Fahafahana
sy
fangejana
Fahasambarana
sy
fijaliana
Hafaliana
miampy
fahoriana
Adino
hoe
misy
lafim
piainana
hafa
mety
mahatamana
Ilay
fahasambarana
anaty
tsy
hitambarana
Amin-ny
hafa
adino
fa
misy
masoandro
hafa
Mampifoha
mamelona
fa
ny
olombelona
Ratsy,
Sahy
maty,
tsy
mamela
Ozatra
anefa
hamotehana
Handetehana
hitetehana
hanafenana
ratsy
anaty
hamehana
Ho
alatsaka
ambany
satria
manelingelina
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.