Kemyrah - Ofisialy текст песни

Текст песни Ofisialy - Kemyrah



Avy amin'ny foko mihitsy
Lazaiko mibaribary androany fa zah love a
Avy amin'ny fotony
Toa naverina nambolena mihitsy
Ny fon'ny kofa
Za tsy handainga tsy vitsy no efa ankizy
F'efa izy no safidiko ka na mamy na mangidy
De efa izaho aloha tsy hiova
Ka na iza na iza no milaza fa iza
De efa aoka izy hiala
Na ho tezitra ireo na ho faly
De tsisy afa tsy ianao oa no ofisialy e
Izy Ofisialy, izy no Ofisialy Gyal
N'iza tezitra n'iza faly d'izy no Ofisialy
Betsaka milaza ho tompon-toerana
Nefa nandalo sy niserana
Izy Ofisialy, izy no Ofisialy Gyal
N'iza tezitra n'iza faly d'izy no Ofisialy
Lasany mintsy nena ny love a love a
Mandrakizay zaho tsy hiovaova
Fa efa anazy irery
Ny fiainako no efa hainy tsianjery
Izy no mahalala ny ampoko
Namela foana foana anzay hadisoko
Tsisy anazy very aho
Mety nilomano tanaty vera
Nazaka fiainana ghetto
Na de efa ho rava aza de tsy niala teto oh
Fa na mangidy na mamy
De efa niarahan-tsika nizaka ny sento
Ilay Bad gyal ireny niserana
Hoe tia anà izy, izany aloha serany any
F'efa mazava ny ahy ilay taritarigetra
Tsy vitako intsony ny ahy
Ilay mitaritarika eny
Ilay tsy fahamatorana koa misy fetra
Amin'izao mitantana zanak'anjely
Tairo kozio aloha maman sy papa
Sy ny la famille anao
Hoe efa hitanao mihitsy
Ilay bandy hampiakatra sy hitia anao
Manomboka androany ilay zah mifehy tena
De andao ary ho fetena
Taloha za le tsy niteniteny
Fa androany kosa kobo
Izy no Ofisialy
Izy Ofisialy, izy no Ofisialy Gyal
N'iza tezitra n'iza faly d'izy no Ofisialy
Betsaka milaza ho tompon-toerana
Nefa nandalo sy niserana
Izy Ofisialy, izy no Ofisialy Gyal
N'iza tezitra n'iza faly d'izy no Ofisialy
Lasany mintsy nena ny love a love a
Mandrakizay zaho tsy hiovaova
Fa efa anazy irery
Ny fiainako no efa hainy tsianjery




Kemyrah - Ofisialy
Альбом Ofisialy
дата релиза
12-02-2023




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.