Rak Roots - MPANJAKA VAVY текст песни

Текст песни MPANJAKA VAVY - Rak Roots



Efa ela aho no niady eh
Niodikodina nitady eh
Fa ahoana aho moa no tsy hofaly ah
Androany aho nahita faka vady
Mba iza moa no nanam-po
Hoe tena mba hidoboka ny fo️ eh
Hiova amizay aho
Adinoko ny tany ahoriana eh
Agamba kosa e!
Androany aho tsy maintsy handroso eh
Fa tsy hiemotra lava
Na dia voa aza indraindray
Nisaiko sy ny foko️ eh
Efa ny fanaraka eh
Fa tsy hamelanay
Tsy ho amelanay intsony eh
Tafiditra an-dapa
Ny mpanjaka vavy eh
Tongasoa an-dapa
Antsika ny tanàna eh
Tafiditra an-dapa
Ny mpanjaka vavy eh
Tonga soa an- dapa
Anazy ny tanàna eh
Nisy fotoana aho nivoady hoe
Zah tsy mbola hanambady eh
Satria ohatry ny tsy nisy ajara
Fa tsy hoe nanalazy eh
Tonga soa ianao madamako oh
Efa ela no niandrasako eh
Tonga dia ho ampiakariko
Fa tsy ho andramako eh
Agamba kosa e!
Aleho amizay ho aroso eh
Fa tsy hiemotra lava na dia voa aza indraindray
Ny saiko sy ny foko e
Efa nifanaraka e
Fa tsy ho amelanay
Tsy ho amelanay itsony
Tafiditra an-dapa
Ny mpanjaka vavy eh
Tongasoa an-dapa
Antsika ny tanàna eh
Tafiditra an-dapa
Ny mpanjaka vavy eh
Tonga soa an- dapa
Anazy ny tanàna eh
Ka hoentiko oh oh
Entiko any amin'i papa sy mamanay eh
Sasa miandry izy eh
Sasa miandry ny any aminay eh
Ka tsy ho amelako ianao oh
Tsy amelako marina mafy eh
Faly aho fa nahazo oh
Nahazo an'ilay nilaiko oh
Tafiditra an-dapa
Ny mpanjaka vavy eh
Tongasoa an-dapa
Antsika ny tanàna eh
Tafiditra an-dapa
Ny mpanjaka vavy eh
Tonga soa an- dapa
Anazy ny tanàna eh
Tafiditra an-dapa
Ny mpanjaka vavy eh
Tongasoa an-dapa
Antsika ny tanàna eh
Tafiditra an-dapa
Ny mpanjaka vavy eh
Tonga soa an- dapa
Anazy ny tanàna eh



Авторы: Rak Root


Rak Roots - MPANJAKA VAVY
Альбом MPANJAKA VAVY
дата релиза
01-09-2019


Еще альбомы
Исполнитель Rak Roots, альбом Faka Vady
2019
все альбомы


Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.