paroles de chanson Rakaieko Ny Fonao - TSOTA
Raha
tsapanao
fa
hoe
tsy
ampy
ny
nomeny
Tsy
mahatsiaro
hoe
faly
izy
fa
manana
anao
Dia
zao
dia
izao,
zao
han
an!
Rakaieko,
alaiko
ny
fonao
ho
an'ahy
Han!,
tsy
mino
aho
raha
enw
no
hiteny
hoe
tsisy
tompony
a!
Tsy
hiteny
koa
aho
hoe
lery
no
tsisy
fotony
a!
Fa
hanontany
aho,
ny
fonao
ve
afaka
mizara
kay?
Raha
efa
lo
ny
loha
de
ho
avy
zay
hirakay
Alaiko
foana
tsy
quoi,
ny
antsasany
aloha
Manarak'eny
ny
ambiny,
nisasahan'aloha
Ny
fonao
tsy
ao
am-paosy,
fa
eo
@ tratranao
havia
Raha
haka
anio
aho
tsy
afaka
hiantso
vonjy
enw
hoe
avia
Fa
alaiko
@ teny
mamy,
sanatria
zah
mpaka
taova
Fomba
fiteny
fa
ohatr'izany
ny
boto
rehefa
love
a!
Hangalatra
ihany
ve
zah,
dia
tsy
aleoko
mba
fitia
Tsy
ny
an'ny
sipa
rehetra
ny
ahy
no
alaiko
fa
ny
an-dry
Raha
tsapanao
fa
hoe
tsy
ampy
ny
nomeny
Tsy
mahatsiaro
hoe
faly
izy
fa
manana
anao
Dia
zao
dia
izao,
zao
han
an!
Rakaieko,
alaiko
ny
fonao
ho
an'ahy
Han!
na
misy
tondra-drano,
na
misy
tany
mihotsaka
Alaiko
f'efa
haiko,
fa
na
tia
enw
tsy
hipotsaka
Zah
tsy
mividy
fitiavana,
io
koa
tsy
mba
afera
Fa
ny
foko
midobodoboka
ohatrin'ny
subwoofer
Ny
haka
ny
anao,
tsy
miraharaha
an'izay
efa
misy
Zay
miandry
anao
ankoatrako,
dia
aleo
izy
varius
Fa
zay,
tsy
mety
mionona
raha
misy
zava-tiana
Zay
sahy
maty
mifono
lambamena,
zah
tsy
hangina
Tsy
angano,
ny
teniko
rehetra
teo
aloha
angony
Hoe
rakaieko
ny
fonao,
raha
tsy
ampy
anao
ry
lerony
Oay,
azafady!
Hay
kay
tsy
lerony
fa
lery
Ndao
hifandona
vera
eo
am-pijerevana
serie
ry
Cherie!
Raha
tsapanao
fa
hoe
tsy
ampy
ny
nomeny
Tsy
mahatsiaro
hoe
faly
izy
fa
manana
anao
Dia
zao
dia
izao,
zao
han
an!
Rakaieko,
alaiko
ny
fonao
ho
an'ahy
Na!
na!
na!
na
na
na
na
Na!
na!
na!
nan
a
na
na
Raha
tsapanao
fa
hoe
tsy
ampy
ny
nomeny
Tsy
mahatsiaro
hoe
faly
izy
fa
manana
anao
Dia
zao
dia
izao,
zao
han
an!
Rakaieko,
alaiko
ny
fonao
ho
an'ahy
Attention! N'hésitez pas à laisser des commentaires.