Fab's Brownz feat. Kizl VoayGang - $ometim€$ текст песни

Текст песни $ometim€$ - Kizl VoayGang , Fab's Brownz



Yeah yeah
Huh Ah yeah yeah
Fuménay ny Boofpack na ambadikan'ny flic aza
Fuck ny sablier fa zahay agnatin'ny matrix hafa
Maro te hijampy Styleko fa tsy mahavita
Yeah yeah
Kara step back-n'i Harden zaho mampilavo anao kara shit (huh tay)
Ye-yeah
Fa Sometimes zaho misquad miaraka amin'ny Lascar (Westside)
Ya, zatra magnano sale avy eo misasa
kara zaho aloha mbô tsisy fa tsy hoe sasatra
Mi-risque amin'ny fiaignako
Amin'ny tsy fahampian'ny torimaso lava (suicide)
Sometimes zaho mi-squad miaraka amin'ny Lascar
Zatra magnano sale avy eo misasa (suicide)
kara zaho aloha mbô tsisy fa tsy hoe sasatra
Mi-risque fiainako amin'ny tsy fahampian'ny torimaso lava
Baby Busty kara Montagne Russe (Rollercoaster)
Tiany asaiana poizina agnatin'ny Juice-ny yeah yeah
Tsika tsy naman'ny mihemotra fa miroso yeah
Tsisy agnatin'ny vocab-ko ny hiBack
Ampitamby zany tsy tafa
Tsisy koragna lava fa Next
Yeah yeah yeah
Ye fatin'ny Mc jiaby voa-bouffe-ko
Kaia mi-check tsy mifampakobo
Slapp slapp amin'ny ravimbodiny
Na hijery Map? Place-nay tsy hokobony
Piège de luxe zahay manatonta
Tsisy Pussy Nigga réseaux-nay boto
Izy mandany crédit amin'ny fiantsoana Tody
Tsy asiako klaxonne fa to' dia domiko
Bitch down, eto tsisy raha miova
Dope Music zahay no misera an'io
Manao spasms ze hiseran'io
Manao spasms ze hiseran'io
Sometimes zaho mi-squad miaraka amin'ny Lascar
Zatra magnano sale avy eo misasa
kara zaho aloha mbô tsisy fa tsy hoe sasatra
Mi-risque fiainako amin'ny tsy fahampian'ny torimaso lava
Yeah
Sometimes zaho mi-squad miaraka amin'ny Lascar
Zatra magnano sale avy eo misasa
kara zaho aloha mbô tsisy fa tsy hoe sasatra
Mi-risque fiainako amin'ny tsy fahampian'ny torimaso lava
VoayGangYeah ato anatin'ny tokotany
Maimbo weed ny lalana
Anatin'ny ydov'ny ny tanako
Lemanay ze mibanaka
Ny game efa nozanahako
Huh huh huh huh hay he!
Hey hi huh huh huh
Tsy ampoizin'ny nigga ny mouv
Tier-quar anay rehetra no zone rouge
Ambony off-beat, ambony plugg izy no mibouge
Ambonin'ny bitch, teo no nitohy ny tolona
Maizina ny coul, maizina ny vola
Maizina ny saiko (saiko)
Ny R A P dorako, ny hevitrao aholako
Dia hoanonao ny tay (Sale)
Sometimes zaho mi-squad miaraka amin'ny Lascar
Zatra magnano sale avy eo misasa
kara zaho aloha mbô tsisy fa tsy hoe sasatra
Mi-risque fiainako amin'ny tsy fahampian'ny torimaso lava
Yeah
Sometimes zaho mi-squad miaraka amin'ny Lascar
Zatra magnano sale avy eo misasa
kara zaho aloha mbô tsisy fa tsy hoe sasatra
Mi-risque fiainako amin'ny tsy fahampian'ny torimaso lava



Авторы: Yakki Beatz


Fab's Brownz feat. Kizl VoayGang - Off
Альбом Off
дата релиза
24-06-2022




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.