Fab's Brownz - Tsatok'antsy текст песни

Текст песни Tsatok'antsy - Fab's Brownz



Isanandro manaesma
Isanandro mila $
Nofiko mahavesatra, tady tsy hozakako lesy
Variana miesona, variana mi-inst'
Nefa variana miesona, variana mi-install
Mandalo zaho ataovy salanitra ata fa okotra
Ata voa nefa tsy maty manota
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Sady niany zaho no amaray
Big frappe kara Mahrez
Tsy matonaly tsy marandray
Soit anao maty soit anao maharesy
Ugh
Feno sikidy, izy kombiry, misy fagnahy masina agnaty vibe
Kara agnaty Squid Game anao nindrana, kaia mahalaigny magnefa
Olako tsy voahisako, lala-diaviko mamizaka
Devoly tady anao biz, zaho ndrek tsy hovoafitany
No! Na impiry zaho hilavo, fahignako tsy hoalafoko
Fagniriako tsy hialako
Mifohaza anao fa mbola hoandry! (Ampiadanana)
Kitsahako, fankahalanako nitaky
tsy sitraky ny ao ambony dia hoataoko
Kitsahako, fankahalanako nitaky
tsy sitraky ny ao ambony dia hoataoko
Mandalo zaho ataovy salanitra ata fa okotra
Ata voa nefa tsy maty manota
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Mandalo zaho ataovy salanitra ata fa okotra
Ata voa nefa tsy maty manota
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Yeah yeah
Yeah, Tsy haiko na azonao?
Sambory tsy azonao
Misy chirurgie agnaty ao
Fitaka namiako anao
Azafady nandisaka anao bitch
Zaho koa mba nahatoky fa anisan'ny nanimban'ny jeriko anao
Ouh ouuh
Ampinofisiko de nahatoky izy, zaho ni-go
Ahodiko izy, zaho antsoiny, zaho fa tsy eo
Valin'ny ratsy d'efa valifaty ataovy an-doha
Ampinofisiko dia natoky izy
Kitsahako fankahalanako nitaky
tsy sitraky ny ao ambony de hoataoko
Kitsahako fankahalanako nitaky
tsy sitraky ny ao ambony de hoataoko
Mandalo zaho ataovy salanitra ata fa okotra
Ata voa nefa tsy maty manota
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Mandalo zaho ataovy salanitra ata fa okotra
Ata voa nefa tsy maty manota
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Nitsatok'antsy anaka izy nefa folaka
Yeah yeah



Авторы: Rosinante


Fab's Brownz - Off
Альбом Off
дата релиза
24-06-2022


Еще альбомы
Исполнитель Fab's Brownz, альбом OFF
2022
Исполнитель Fab's Brownz, альбом Ovni
2021
все альбомы


Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.