Fab's Brownz - !purge текст песни

Текст песни !purge - Fab's Brownz



Anao vao départ iny zaho niteky
Aza aty mintsy mantreky
Gangshit, digital brain
Na Gang, Shitô jiaby fa magneky
Lio ataonay mitete
Lionao ataonay mitete
Brownzey mandalo, mitehateha agny
Mc-nareo jiaby teteako
Lamban'i Bitch-nao ataoko mantriaka
Kara Rapgasy apirihatiko
Tsy ilaiko égo-nao fa ampirimo
Aboay le spliff any ampiretiko
Hackeko jerindrô Niggaz
Baiser-ko jiaby bôkô engako
Tsy bôka ambany f'efa ambony ny
Niaingako
Reo zéro débit, fa zaho faingana wow
Za mi-s'incruste agnaty nofiny
Kara Kruger oh
Reo keblo kara Monalisa
Zaho marabout, flow ty maha-paralysé
Faranako reo kara Mac and cheese
Dia Sheitan mibitsika ato magnano hoe Cheers anh
Reo misôma amin'ny tany efa ni-pisséko
Xanax mahery sa reo no draba huh?
Zaho programmé hanokatra cuisse-n'ny
Vadindreo mi-trip agnatin'ny Drapko huh
Vroum, zaho mi-pull up agnaty City-ny
Nigga maimbo Lean
H-D ny Vision, Hard-Drugs
Maimbo lio attitude ana Bulldog
Agnala masque an'reo nigga mitafy
Sandoka
Hmmm hmmmm hmmmmm
Hmmmmm
Anao vao départ iny zaho niteky
Aza aty mintsy mantreky
Gangshit, digital brain
Na Gang, Shitô jiaby fa magneky
Lio ataonay mitete
Lionao ataonay mitete
Brownzey mandalo, mitehateha agny
Mc-nareo jiaby teteako!
Ananako jiaby Database-na Mc
Pussy-ny rota, de hitako jiaby anatomie-ny
Fantasme nazy ataoko mitiligny aty
Zaho sadique, pakan'ny Pussy-ny mi-sniff
Bitch tamin'ny zaho mbô niady raiky, taia anao?
Tengoneninao isaka fonao mitempo
Bite-nakay fo' ndrô afaka mi-feat aminao hatreto
Tsisy misogynie fa mba mamaly heloka
Smoking Zaza, lohako boda
Agnatin'ny rap za manankasina kara Buddha
Kara pétasse Colombienne, mitehaka ny madondany
Bitch Clitoridienne midance kara VVS, midona miverina kara Boomerang
Derikany rodaniko
Technique-ny bomahako
Damn reo midonahaka
Peniko mibona Punchline grenade
Drip kara Gunna
Lovenao angony any
Lio ataonay mitete
Lio ataonay mitete
Lio ataonay mitete
Lio ataonay mitete
Oh oh oh
Oh oh oh
Oh oh oh



Авторы: Rosinante


Fab's Brownz - Off
Альбом Off
дата релиза
24-06-2022




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.