Fab's Brownz feat. Nanté98 - Pew Peew текст песни

Текст песни Pew Peew - Nanté98 , Fab's Brownz



Yeah
Yeah
Ay, maro Mc's raccourcis
Goddamn huh huh
Fafako en un seul clic
Mi-turn up ambadika any izy
Mody sary tsy mi-kiff
"Audio dope" son nakay
Na ata mbô tsy maro ny clip
Miketrika fona tsy dia mi-sleep
Minono non stop izy misolitika
Agnaty game feno mifiritika?
Tsy mahagaga satria zaho nidrika
nisy anakà dia nisavoritaka
Voaplôsy tsy agnanan'ny sarindriky
Bitiky
Lelay be mi-suck dick
Mampadikidiky beurk
Aaatchoum!
Matsiaro zaho le bitch niseo natity yugh
Matsiaro zaho le bitch niseo natity yugh
Rap-ko lafo, tsy voavangan'ny Arivo
Laligny loatra, tsy kara alalin'ny Ry-fony
Jeriko mivelatra anao misaina marivo
Manofy mi-tsanga kara vazimba agnano Pivot
Mbô ti hagnano Headshots, headshots?
Mitàna basy, tsy mahay mishoot, toa mitsoboka
Tsy Pussynigga, zahay mahatanty choc, mahatanty choc
Pussynigga te ho best of, toa mitsoaka?
Aminà iz magnajotso froc, fake glock
Ambaravarana aho mampihorohoro
Toc toc
Impiry nagnano anao fa tsy nahafôka
Tsy mipoaka, mah'fucka
Te hitifitra fa paintball, fucked up eh eh
Nandalo aty ny equipe anao fa todia maty nigga
Solosaigna agnatin'ny lôha antsovo hoe "Mac nigga"
Argh, raha ny hanao ohatranay aloa tonga dia tsy ampy nigga
Uzi & banana ambavan'i bitch-no nitatahako nigga
Tsaroanao ve ilay izahay lazainao tsy avotra?
Androany ianao ty efa lasa aloka
Talöha zaho nambaranao hoe tsy afaka
Amin'ny jerinakay fa lasa maloko huh
Pew peew, headshot na dia lavitra ary
Miteny ratsy momba anay ny équipe any any ambadika any
Manao vazo ratsy nefa matikambo
Sponsors no atao betsaka vao misy partages
"Allô Kishta?"
Afaka herinandro vao milatsaka ny package
Antsoy hoe Thiago Silva fa asiako marquage mafy ny défense
Matoa ialahy tsy miperce dia efa ialahy zay no défaut
S/O Fab's dia fxck izay rehetra mila vaniny
Tia hitifitra fa zakanao ve aloa raha asinay valiny
Ping pong, passe passe, tsisy very, tsy azon'ny adva
Pew peew, headshot, prr prrr na dia lavitra ary
Pew piouh, headshot, prr près anao maratra
Voneko dia asitriko razany
Pew peew headshot, prr prrr na dia lavitra ary
Tenim-paritra sy merina, ny rima tsara rafitra
Mbô ti hagnano Headshots, headshots?
Mitàna basy, tsy mahay mishoot, toa mitsoboka
Tsy Pussynigga, zahay mahatanty choc, mahatanty choc
Pussynigga te ho best of, toa mitsoaka?
Aminà iz magnajotso froc, fake glock
Ambaravarana aho mampihorohoro
Toc toc
Impiry nagnano anao fa tsy nahafôka
Tsy mipoaka, mah'fucka
Te hitifitra fa paintball, fucked up eh eh
Nandalo aty ny equipe anao fa todia maty nigga
Solosaigna agnatin'ny lôha antsovo hoe "Mac nigga"
Argh, raha ny hanao ohatranay aloa tonga dia tsy ampy nigga
Uzi & banana ambavan'i bitch-no nitatahako nigga
Tsaroanao ve ilay izahay lazainao tsy avotra?
Androany ianao ty efa lasa aloka
Talöha zaho nambaranao hoe tsy afaka
Amin'ny jerinakay fa lasa maloko huh
Mbô ti hagnano Headshots, headshots?
Mitàna basy, tsy mahay mishoot, toa mitsoboka
Tsy Pussynigga, zahay mahatanty choc, mahatanty choc
Pussynigga te ho best of, toa mitsoaka?
Aminà iz magnajotso froc, fake glock
Ambaravarana aho mampihorohoro
Toc toc
Impiry nagnano anao fa tsy nahafôka
Tsy mipoaka, mah'fucka
Te hitifitra fa paintball, fucked up eh eh
Nandalo aty ny equipe anao fa todia maty nigga
Solosaigna agnatin'ny lôha antsovo hoe "Mac nigga"
Argh, raha ny hanao ohatranay aloa tonga dia tsy ampy nigga
Uzi & banana ambavan'i bitch-no nitatahako nigga
Tsaroanao ve ilay izahay lazainao tsy avotra?
Androany ianao ty efa lasa aloka
Talöha zaho nambaranao hoe tsy afaka
Amin'ny jerinakay fa lasa maloko huh
Hahahaha
Haha Yo Rosi, yo Rosi tairo ajanony Prod
Stoppeo prod, stoppeo prod



Авторы: Rosinante


Fab's Brownz feat. Nanté98 - Off
Альбом Off
дата релиза
24-06-2022


Еще альбомы
Исполнитель Fab's Brownz, альбом OFF
2022
Исполнитель Fab's Brownz, альбом Ovni
2021
все альбомы


Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.