Kemyrah feat. Louka'ss & Sylar - MNF текст песни

Текст песни MNF - Sylar , Kemyrah



Any Alavitra any nge
Itako ny hitranga e
Money eny amin'ny tany
Sipa fona eny am-pandriana
Tsy hitako izay mbola banga e
Rolls Royce ny dab
Ireo vac...
Miaiky anah daholo ny pokna
Mitoraka salut
Mandalo aho dia m-dab
Bang! Bang! Bang
Dia izay mampihomehy dia dingue
Fa raha za aloha tsy misangy
Rafalé-ko hatramin'ny game dia lasako ny millions
Afarako ny zandry, Afarako ny zama
Be ny harafesina
Satria be ny hampianatra
Tss, Mbay! Fa raha misy aretina
Mihetsika dia zao ihany, zao ihany
Fiainana tsy hita ihany, ta ihany
Razana tsy hitahy any, tahy any
Nda mandeha ay any, ay any
Za tsy mila hanihany, hanihany
Za tsy mila hanihany, hanihany
Mihetsika dia zao ihany, zao ihany
Fiainana tsy hita ihany, ta ihany
Razana tsy hitahy any, tahy any
Ndana mandeha ay any, ay any
Zay tsy mila hanihany, hanihany
Zay tsy mila hanihany, hanihany
Ndana mana...
Anaty BMW
Na paosy na fiara ny anah wa blindé
Vitre fumée eraky ny arabe
Manabe tarehy wa ireo advé
Manara-maso fotsiny fa kofona
Tsy mahita atokona
Fa izahay indray izao no tompony
Dia mi-sacre fa za manana ny hodiny ee
Aza raisina hoe nofinofy ary raha mitantara izay zavatra hitranga any aoriana any
Fa arahina asa ny anah fa tsy be resaka fotsiny hoatry ny an'ialahy zany
Za zaho mila biff
Fa tsy hoatry ny ialahy mitokotokona tsy misy atao
Mitokitoky dia mivezivezy ery
Ny hiafaran'ity hanambady biatch
Very ianao (Mahaiza mitsinjo ny avenir)
Very ianao (Aza be famaliana)
Be ireo nanandra-tena
Anaty RAP lah mbola tsy izy
Fa taiza aloha ny biatch-tena
Mbola m-suce anah izy
Ny MC rehetra mahay miteny hoe fuck
Nefa firifiry no mahasaky mi-baise
Za aloha tsy mino hoe ny équipe an'ialahy
Nangataka feat fa tsy nomeko seize
Zah tsy ohatry ny mpampianatra
Tsy forcé-ko elah hiaino anzayteneniko fa mangina
Fa antsoy aho hoe mpaka an-keriny mahay
Ela poteko tsy misy fanamiana
Hoatry Dahalo za
Tsy menatra ny handoro izay tempoly vitan'lah
Moi je veux du money de l'argent
Satria za amin'ny RAP GASY hoatry ny vazaha
My nigga! My nigga!
Anaty rap zah tsy mila 19
Aza manahy ndry ry bitch
Za mahavita tour betsaka noho ny 119



Авторы: Tahiana Andrianiaina


Kemyrah feat. Louka'ss & Sylar - A.K.A 47
Альбом A.K.A 47
дата релиза
11-01-2020



Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.