Текст песни Kodiaran-tsarety - Kemyrah , Tom's
Day
by
day
month
for
month
Workin'a
Fa
mahasoa
lafo
I
don't
sleep
na'ta
fa
lavo
Street
life
kely
fô
mankalaza
Ny
tody
tsy
misy
fa
n'y
ataonao
miergna
Anao
koa
ratsy
ratsy
koa
fameriny
Tsara
vitanao
tsy
maintsy
aherigny
Zay
misy
atao
fôgna
manankery
Nagnantegna
anam'bôla
be
nefa
tsy
azo
Tsy
nahay
n'anday
mora
anao
fa
nalazo
Mivadika
fiaignana
mavoa
tazo
Fijaliagna
niany
ho
fahasambaran-dava
Mitady
rariny
tsy
nahazo
Tagnaty
marigny
asalôha
lava
Fagnatenagna
iou
mena
mahazo
Midôla
mavoa
tsy
mavoa
nao
kajo
Magnanôva
tsara
Anao
kó
mbôla
miaigna
Hiafaragna
ambany
tany
mbôla
ho
mègna
Ra
tsy
foinao
tan-tany
mbôla
zareigna
Anao
fa
razagna
akagny
tsisy
raha
zakegna
Ranomaso
milatsaka
tsy
èla
mègna
Mivadibadika
fiaignana
mitandrèma
Asa
vitanao
fôgna
anday
tsaraigna
Mitandrèma
Sarotra
lesy
ny
mahazo
amboara
Miketrika
mafy
efa
iaraha
mahalala
Miodina
ny
tany
izay
ataonao
androany
Izay
ihany
no
entina
mba
hitsarana
Kodiaran-tsarety
ny
life
e
Raha
manao
ny
ratsy
ialahy
dia
ho
aiza
e
Aleo
manao
manao
ny
tsara
ho
taratry
ny
any
afara
Fa
miheritra
ve
lah
fa
io
adalan'lah
io
tsy
hivaly
rehefa
kelikely
Sao
dia
ela
miheritreritra
fa
tsy
hisy
fiafarany
io
bontolo
io
rehefa
kelikely
Sao
dia
hoe
tsisy
quoi
tsisy
bedy
ny
fananam-bahoaka
raofin'ilahy
tsikelikely
Diso
ela
tsy
maintsy
ho
voan'ny
hevitr'ela
ihany
lah
io
rehefa
kelikely
Fa
ialahy
miandry
an'iza,
zay
vao
hiketrika
Izay
vao
hitsangana
ambony
fandrina
Fa
ialahy
miandry
an'iza
Izay
vao
handray
an-tanana
ny
lifen'ialahy
rehefa
any
aoriana
Sao
de
heverin'ialahy
fa
raofim-potsiny
ny
volany
Dia
hoe
ny
Ray
aman-dReny
eo
foana
ihany
Very
ialahy!
Tadidio
fa
tsy
ho
eo
foana
ireo
satria
miodina
ny
tany
Kodiaran-tsarety
ny
life
e,
ny
mena
mety
hivadika
ho
fotsy
Ianao
manao
ny
tsara
io
Aza
kivy
ianao
fa
mbola
ho
tafa
calme
fotsiny
Tadidio
fa
tsisy
ny
ady
mbola
lany
Aza
miazakazaka
mafy
lalana
malama
Fiainana
mandroso
mankany
mankany
Tandremo
ianao
sao
fanina
fa
miodina
ny
tany
Sarotra
lesy
ny
mahazo
amboara
Miketrika
mafy
efa
iaraha
mahalala
Miodina
ny
tany
izay
ataonao
androany
Izay
ihany
no
entina
mba
hitsarana
Kodiaran-tsarety
ny
life
e
Raha
manao
ny
ratsy
ialahy
dia
ho
aiza
e
Aleo
manao
manao
ny
tsara
ho
taratry
ny
any
afara
Fiainagna
mitovy
am
sary
Misy
faly
de
misy
mijaly
Zay
ramaka
de
mila
mikaly
Hitady
fahasambaragna
agnaty
ny
jaly
Saigna
atao
matanjaka
tsy
mila
kivy
lesy
Managna
fanantenana
tsy
agneky
resy
Mila
miketrika
de
tafa
zay
natsangana
aza
avela
ho
rava
Fiainagna
tsy
vita
mora
lesy
Mila
fetsifetsy
Olte
olte
Life
aty
my
negga
may
be,
Skuurt
Skuuurt
Sarotra
lesy
ny
mahazo
amboara
Miketrika
mafy
efa
iaraha
mahalala
Miodina
ny
tany
izay
ataonao
androany
Izay
ihany
no
entina
mba
hitsarana
Kodiaran-tsarety
ny
life
e
Raha
manao
ny
ratsy
ialahy
dia
ho
aiza
e
Aleo
manao
manao
ny
tsara
ho
taratry
ny
any
afara
Pawww,
Flawless
Music,
SM
Mafia,
Bang
Bang
A.K.A
47
1 A.K.A 47 (Intro)
2 Harmony
3 Helo
4 Anjara Masoandro
5 Anjomara
6 Strong
7 Carpe Diem
8 Tsy vitan'zany
9 Kodiaran-tsarety
10 Snapchat
11 Vavolombelon'ny nenina
12 French Kiss
13 Sary an-tsaina
14 Vortex
15 Photoshop
16 UZI
17 Baroa
18 Flwlsgng
19 MNF
20 Mafia Attitude
21 No Pen No Game
22 Atlantic (Outro)
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.