Текст песни Sary an-tsaina - Kemyrah
Mba
alaivo
sary
an-tsaina
hoe
Gasy
manantena
Hoe
tsy
ho
nofinofy
intsony
ilay
hibata
fandresena
Mba
alaivo
sary
an-tsaina
hoe
madio
be
ny
tanàna
Dia
ilay
toe-tsaina
koa
torak'izany
Dia
miaro
ny
vahoaka
ny
manam-pahefana
Dia
hoe
tena
mihatra
amin'izay
ny
lalàna
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
milamina
ny
fiarahamonina
Dia
ilay
Madagasikara
feno
fandriam-pahalemana
no
mahate
honina
Dia
mianatra
daholy
ny
zaza
gasy
Namany
hatramin'ny
taratasy
Dia
ny
rehetra
afaka
haneho
ny
heviny
tsy
an-katerena
tsy
ambanana
basy
Dia
ho
feno
ankizy
am'zay
ny
dabilion-tsekoly
ato
ho
ato
Tsy
hoe
hangataka
an-dalam-be
hoatry
ny
ataon'ireo
Zazakanto
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
tsisy
intsony
ny
mpangataka,
tsisy
intsony
ny
mpangalatra
Dia
hanjaka
amin'ny
fiaraha-monina
ny
fifankatiavana
sy
ny
fihavanana
Dia
hoatry
ny
any
Afinda
eny
analakely
Tsy
ho
voahambana
amin'ny
antsy
rehefa
eny
amin'ny
lalan-kely
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
tsy
olana
ny
vola
Ny
toetra,
ny
fihavanana
hoatry
ny
fahagola
Hoe
miakatra
amin'izay
ny
sandan'ny
Ariary
ry
longo
Amzay
ilay
sipa
Malagasy
tsisy
ho
raofindry
Vozongo
Hoe
Malagasy
mahay
miaina
Tsy
voazanajanaka
ara-tsaina
Ho
lavitry
ny
fahoriana,
ho
lavitry
ny
fanaratsiana
Lazaiko
aminao
Izao
fiainana
izao
Tsy
ho
sento
sy
hakiviana
sy
haratsiana
lava
foana
izao
Fa
ho
avy
aminao
ilay
masoandro
vao
Lazaiko
aminao
Izao
fiainana
izao
Tsy
ho
sento
sy
hakiviana
sy
haratsiana
lava
foana
izao
Fa
ho
avy
aminao
ilay
masoandro
vao
Ahoana
raha
tsaraina
ara-potoana
Ireo
voatazona
vonjy
maika
eny
Antanimora
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
tsisy
afa-bela
Izay
maty
manota
dia
tsy
afaka
mora
Dia
tsisy
kolikoly
intsony
eny
amin'ny
fitsarana
Hoe
rehefa
misy
vola
dia
afaka
maina
Hoe
tena
mba
hiasa
ireo
mpanao
lalàna
Ny
solom-bavam-bahoaka
mba
mihaino
taraina
Alaivo
sary
an-tsaina
hoe
ny
vidiny
harem-pirenena
Hanaovana
asa
sosialy
mibaribary
Ho
foana
amin'izay
ny
tsindry
hazo
lena
Mahatonga
ny
fiainana
eto
Dago
tsy
zarizary
Alaivo
sary
an-tsaina
na
iray
minitra
monja
Tsy
misy
gadra,
tsy
misy
ny
fonja
Ilay
Malagasy
kely
ho
lavitry
ny
loza
Dia
hiala
amzay
le
toe-tsaina-na
foza
Hoe
mifankatia
lavitry
ny
lolom-po
Fitiavana
no
manjaka
Hoe
tena
firaisan-kina
amin'izay
no
mahazo
laka
Heritrereto
hoe
rehefa
mba
mitaky
ianao
dia
misy
mahare
Hoe
hibata
ny
fandresena
amin'izay
ny
ekipan'ny
Barea
Alaivo
sary
an-tsaina
Aleo
manonofy
mandritra
ny
ora
maro
Satria
izay
ihany
no
mba
afaka
ataon'ireo
tanora
maro
Miainga
amin'ny
tsirairay
anie
ny
fivoarana
Zarao
amin'ny
namanao
koa
izay
hanananao
Lazaiko
aminao
Izao
fiainana
izao
Tsy
ho
sento
sy
hakiviana
sy
haratsiana
lava
foana
izao
Fa
ho
avy
aminao
ilay
masoandro
vao
Lazaiko
aminao
Izao
fiainana
izao
Tsy
ho
sento
sy
hakiviana
sy
haratsiana
lava
foana
izao
Fa
ho
avy
aminao
ilay
masoandro
vao
Mbola
ho
avy
ny
anjaranao

1 A.K.A 47 (Intro)
2 Harmony
3 Helo
4 Anjara Masoandro
5 Anjomara
6 Strong
7 Carpe Diem
8 Tsy vitan'zany
9 Kodiaran-tsarety
10 Snapchat
11 Vavolombelon'ny nenina
12 French Kiss
13 Sary an-tsaina
14 Vortex
15 Photoshop
16 UZI
17 Baroa
18 Flwlsgng
19 MNF
20 Mafia Attitude
21 No Pen No Game
22 Atlantic (Outro)
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.