Добавлять перевод могут только зарегистрированные пользователи.
A.K.A 47 (Intro)
A.K.A 47 (Intro)
Soa
fa
nisy
ny
mozika
ahafahako
milaza
ny
ao
an-tsaiko
I
am
grateful
for
music
which
allows
me
to
express
my
thoughts
Ahafahako
milaza
ny
marina
To
express
the
truth
Soa
fa
misy
ireo
mihaino
izay
lazaiko
I
am
grateful
for
those
who
listen
to
what
I
say
Misy
ny
kihana,
misy
ny
mankahery,
misy
manompa
ahy
ireny
Some
are
jealous,
some
encourage,
some
insult
me
Misy
ny
faly
dia
misy
mankahala
manohana
ahy
tsy
miteny
Some
are
happy
and
some
hate
me,
but
support
me
without
saying
it
Tairo
fa
tohizako
ny
lalao
But
I
will
continue
playing
the
game
Za
sy
ny
RAP
tsy
mba
mifandao
RAP
and
I
will
never
part
ways
Mozika
feno
fanahy,
izaho
koa
mba
manao
I
also
make
music
that
is
full
of
soul
Hatramin'ny
hiram-pitiavana
henoin'ny
mamanao
Even
love
songs
that
your
mother
can
listen
to
Tsy
voatery
hanompa
sy
hiteny
ratsy
foana
I
don't
have
to
insult
or
say
bad
things
all
the
time
Tsy
mila
porofoiko
amin'ialahy
hoe
iza
no
enjana
fa
miala
tsiny
I
don't
need
to
prove
to
you
who
is
the
best,
but
I
apologize
Fa
mialatsiny,
izaho
tsy
mitakosina
amin'ny
vendrana
I
apologize,
I
don't
like
to
pick
on
the
weak
Izay
anie
no
mahatonga
anà
io
aloha
mba
miezaka
That's
what
makes
me
try
harder
Flawless
music
ny
gang
Flawless
music
is
the
gang
Za
tsy
milalao,
lalaolao
I'm
not
playing
around,
just
messing
around
Na
ny
RAP
GASY
no
lazain'ialahy
fa
game
Even
if
you
say
that
RAP
GASY
is
a
game
Misy
ny
gaga
feno
anatra
ny
thème
sady
nahenako
hatramin'ny
fuck
There
are
surprises,
there
are
themes
full
of
advice,
and
I
reduced
the
number
of
curses
Efa
nahazo
taona
dia
mba
tonga
saina
After
a
few
years,
I've
come
to
my
senses
Sady
mila
avoakako
koa
ny
ao
am-poko
And
I
need
to
release
what's
in
my
heart
Averiko
ombieniombieny
fa
miodina
ny
tany
I
repeat
over
and
over
again
that
the
world
is
round
Za
mila
mametraka
I
need
to
leave
my
mark
Efa
ela
no
tambony
seza
fiandrianana
sady
mampihaiky
ambony
sehatra
I
have
been
on
the
throne
for
a
long
time,
convincing
everyone
on
stage
Tsy
mbola
niala
I
haven't
left
yet
Za
mbola
miady
I'm
still
fighting
Raha
eto
Dago
If
it's
Dago
Na
Rap'n'lah
be
sandry
Whether
it's
Rap'n'lah
with
many
arms
Na
rap
mila
laza
Or
rap
in
search
of
fame
Na
mila
love
ialahy
koa
mila
anazy
Or
if
you
need
love,
you
also
need
them
Fankaherezana
sy
fanajana
Encouragement
and
respect
Mifandona
molotra
ny
mpanao
lalàna
Lawmakers
kiss
each
other's
lips
Hatramin'ny
salope
mila
biff
To
the
extent
of
needing
bitches
Hatramin'ny
boto
mila
bitch
Even
to
the
point
of
needing
bitches
Kemyrah!
Aiza
ny
album
Kemyrah!
Where's
the
album
Fa
miandry
ny
boton'ny
tanàna
leisy
But
I'm
waiting
for
the
buttons
of
the
big
city
Tsy
mora
ny
manao
zavatra
It's
not
easy
to
do
things
Ny
inspi
tsy
voafehy
Inspiration
is
uncontrollable
Fa
voafetra
ny
voasoran'ny
tanana
leisy
But
the
buttons
of
the
big
city
are
limited
2017
ny
kemy-rap
mbola
ampihaiky
an'ialahy
indray
leisy
ity
ny
A.K.A
In
2017,
the
kemy-rap
still
convinces
you.
This
is
the
A.K.A.
Mbola
amin'ilay
lourd
Still
on
the
heavy
Mbola
mandona
Still
pounding
Mbola
hampifona
Still
reconciling
Mbola
mamono!
Bang
Still
killing!
Bang
Оцените перевод
Оценивать перевод могут только зарегистрированные пользователи.
Авторы: Tahiana Andrianiaina
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.