Kemyrah - Sary an-tsaina - перевод текста песни на русский

Текст и перевод песни Kemyrah - Sary an-tsaina




Mba alaivo sary an-tsaina hoe Gasy manantena
Представьте себе надежду надежды
Hoe tsy ho nofinofy intsony ilay hibata fandresena
Победа больше не является мечтой
Mba alaivo sary an-tsaina hoe madio be ny tanàna
Представьте, что город чист
Dia ilay toe-tsaina koa torak'izany
Такое же отношение
Dia miaro ny vahoaka ny manam-pahefana
Правительство защищает народ
Dia hoe tena mihatra amin'izay ny lalàna
Закон действительно применяется
Alaivo sary an-tsaina hoe milamina ny fiarahamonina
Представьте, что общество является мирным
Dia ilay Madagasikara feno fandriam-pahalemana no mahate honina
Это эндемик Мадагаскара
Dia mianatra daholy ny zaza gasy
Дети учатся
Namany hatramin'ny taratasy
Друзья до последней буквы
Dia ny rehetra afaka haneho ny heviny tsy an-katerena tsy ambanana basy
Любой может высказать свое мнение без оружия
Dia ho feno ankizy am'zay ny dabilion-tsekoly ato ho ato
Скоро школа будет полна детей
Tsy hoe hangataka an-dalam-be hoatry ny ataon'ireo Zazakanto
Не следует путать с беспризорными детьми
Alaivo sary an-tsaina hoe tsisy intsony ny mpangataka, tsisy intsony ny mpangalatra
Представьте, что больше нет воров, больше нет воришек
Dia hanjaka amin'ny fiaraha-monina ny fifankatiavana sy ny fihavanana
В обществе воцарятся любовь и мир
Dia hoatry ny any Afinda eny analakely
Это все равно что оказаться в центре аналогового
Tsy ho voahambana amin'ny antsy rehefa eny amin'ny lalan-kely
Не путать с ножом на улице
Alaivo sary an-tsaina hoe tsy olana ny vola
Представьте, что деньги - это не проблема
Ny toetra, ny fihavanana hoatry ny fahagola
Природа, покой как древность
Hoe miakatra amin'izay ny sandan'ny Ariary ry longo
Цена на пенни растет
Amzay ilay sipa Malagasy tsisy ho raofindry Vozongo
Маленькая девочка в Малави не собирается становиться русалкой
Hoe Malagasy mahay miaina
Малагасийский народ
Tsy voazanajanaka ara-tsaina
Психически неуравновешенный
Ho lavitry ny fahoriana, ho lavitry ny fanaratsiana
Подальше от зла, подальше от упреков
Lazaiko aminao
Я говорю тебе
Izao fiainana izao
Текущая жизнь
Tsy ho sento sy hakiviana sy haratsiana lava foana izao
Это не будет долгим временем отчаяния и безысходности
Fa ho avy aminao ilay masoandro vao
Солнце осветит тебя
Lazaiko aminao
Я говорю тебе
Izao fiainana izao
Текущая жизнь
Tsy ho sento sy hakiviana sy haratsiana lava foana izao
Это не будет долгим временем отчаяния и безысходности
Fa ho avy aminao ilay masoandro vao
Солнце осветит тебя
Ahoana raha tsaraina ara-potoana
Как судить о времени
Ireo voatazona vonjy maika eny Antanimora
Чрезвычайные задержанные на Ближнем Востоке
Alaivo sary an-tsaina hoe tsisy afa-bela
Представьте, что выхода нет
Izay maty manota dia tsy afaka mora
Тот, кто умирает, не может быть легким
Dia tsisy kolikoly intsony eny amin'ny fitsarana
В судах нет коррупции
Hoe rehefa misy vola dia afaka maina
Когда есть деньги, это может быть
Hoe tena mba hiasa ireo mpanao lalàna
Законодатели действительно работают
Ny solom-bavam-bahoaka mba mihaino taraina
Выслушивание жалоб
Alaivo sary an-tsaina hoe ny vidiny harem-pirenena
Представьте себе цену национального достояния
Hanaovana asa sosialy mibaribary
За заслуги в социальной работе
Ho foana amin'izay ny tsindry hazo lena
Давление будет устранено
Mahatonga ny fiainana eto Dago tsy zarizary
Это делает жизнь в Дагенхеме непригодной для жилья
Alaivo sary an-tsaina na iray minitra monja
Представьте себе минуту или
Tsy misy gadra, tsy misy ny fonja
Нет заключенных, нет тюрем
Ilay Malagasy kely ho lavitry ny loza
Маленький малагасиец вне опасности
Dia hiala amzay le toe-tsaina-na foza
Давай избавимся от этого настроения
Hoe mifankatia lavitry ny lolom-po
Любите друг друга вдали от обид
Fitiavana no manjaka
Любовь доминирует
Hoe tena firaisan-kina amin'izay no mahazo laka
Это единственный способ добиться солидарности
Heritrereto hoe rehefa mba mitaky ianao dia misy mahare
Представьте, что вы хотите, чтобы кто-то услышал
Hoe hibata ny fandresena amin'izay ny ekipan'ny Barea
Команда выиграет игру
Alaivo sary an-tsaina
Воображать
Aleo manonofy mandritra ny ora maro
Давай мечтать часами
Satria izay ihany no mba afaka ataon'ireo tanora maro
Это все, на что способны многие молодые люди
Miainga amin'ny tsirairay anie ny fivoarana
Прогресс основан на индивидуальном
Zarao amin'ny namanao koa izay hanananao
Поделитесь тем, что у вас есть, со своими друзьями
Lazaiko aminao
Я говорю тебе
Izao fiainana izao
Текущая жизнь
Tsy ho sento sy hakiviana sy haratsiana lava foana izao
Это не будет долгим временем отчаяния и безысходности
Fa ho avy aminao ilay masoandro vao
Солнце осветит тебя
Lazaiko aminao
Я говорю тебе
Izao fiainana izao
Текущая жизнь
Tsy ho sento sy hakiviana sy haratsiana lava foana izao
Это не будет долгим временем отчаяния и безысходности
Fa ho avy aminao ilay masoandro vao
Солнце осветит тебя
Mbola ho avy ny anjaranao
Твоя очередь еще впереди





Авторы: Tahiana Andrianiaina


Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.