Текст песни Tiako Ianao - Marion feat. Teddy Prezeau
Tsaroako
androany
ilay
teny
iray
Nampikambana
ny
fo,niombonantsika
roa
Efa
ela
ihany
angamba
izay
Eny
androany
mbola
tsy
miova
Fa
dia
sahy
foana
hijoro
Eny
hoy
ianao,vonona
aho
na
tsy
sahy
Hanaraka
anao,na
mbola
tsy
hay
izay
ho
avy
Tiako
ianao,tena
tiako
Ary
androany
izay
nekeko
efa
anao
Satria
toa
lay
faniriako
Ka
ny
andro
sisa,eny,ho
atokako
anao
oh
Anao
rery
ho
doria
Oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh
Aleo
aho
mba
hiteny,
Hanambara
anao
izay
miafina
mbola
Kobona
ato
an-tsaiko
tato
tsy
nifoha
Aleo
hivoaka
fa
tsy
voatazoko
intsony
Isan'andro
izao,mbola
ianao
foana
ny
masaka
an-doha
oh
oh
Hijery
anao
aho,hilaza
aminao
fa
mbola
tsy
miova
Eny
fa
ianao
foana
Tiako
ianao,tena
tiako
Ary
androany
izay
nekeko
efa
anao
Satria
toa
ilay
faniriako,
Ka
ny
andro
sisa,eny,ho
atokako
anao
oh
Anao
rery
ho
doria
Oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh,oh
F'ianao
no
niteny
ilay
voady
fa
voatana
ho
ahy
irery
Io
mbola
tsy
miova
eny
hatramin'izao
Ka
isaorako
anao
ouh,eny
isaorako
anao
ieeeyh
Eny
isaorako
ianaaao
Eny
fa
ianao
foana
Tiako
ianao,tena
tiako
Ary
androany
izay
nekeko
efa
anao
Satria
toa
ilay
faniriako,(toa
ilay
faniriako
anyy)
Ka
ny
andro
sisa(ka
ny
andro
sisa),eny,
Ho
atokako
anao
oh(natokako
anao
ouh,natokako
anao)
Anao
rery
ho
doria
![Marion feat. Teddy Prezeau - Marion: The Best Of](https://pic.Lyrhub.com/img/0/2/e/r/psbau5re20.jpg)
1 Foiko Ho Anao
2 Asa Ihany
3 Noho Ianao
4 Anilanao
5 Vetso Miampita
6 Tsy Haiko Lavina
7 Tsisy Antenaina
8 Raha Sitrakao
9 Lay Tia Anao
10 Raha Mbola Misy
11 Tsy Hitazona Anao
12 Tsy Miova
13 Fitia Volamena
14 Tsy Ho Soloiko
15 Efa Tia
16 Mbola Ho Avy
17 Efa Lasanao
18 Tonga Dia Lazao
19 Sasa-Miandry
20 Alina Mangina
21 Mamy Loatra
22 Poopée
23 Tomany
24 Rehefa Love
25 Diavolana
26 Mamie
27 Kilalaka
28 Ratra
29 Aiza Ianao
30 Aloka
31 Andao Hifly
32 Atero Kalao
33 Aza Malahelo
34 Aza Miherika
35 Azafady
36 Baby Sexy
37 Bla Bla
38 Bon Voyage
39 Crazy Lalala
40 Dance Tonight
41 Eny Ray
42 Fa Io Ny Anay
43 Fafao Ny Amiko
44 Feno Anao
45 Foiko Ho Anao
46 Foko Adaladala
47 Fotoana Mamy
48 Gimme One Chance
49 Hiady Ho An'iza
50 Ho Doria Mandra Maty
51 Ho Iray
52 Ho Tia Anao Aho Satria
53 Ianao Irery
54 Ilay Tokako
55 Izaho No Mbola Tia
56 Kalokalo Love
57 Love Aho
58 Love Dia Love
59 Miangavy Fa Tia
60 Mitia
61 My Girl
62 Paradisa
63 Sexy Love
64 Tanindrazako
65 Tiako Ho Ahy Eo Foana
66 Tiako Ianao
67 Tsy Ianao Irery
68 Tsy Misy Ahasolo Anao
69 Voninkazo
Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.