Marion feat. Tht - Miangavy Fa Tia текст песни

Текст песни Miangavy Fa Tia - Marion feat. Tht



Ny hadalana vitantsik'ireny angamba tsisy anampiana
Efa betsaka tsy ho lazaiko anao, nanjary nahalalana anao
Ka raha hoe tsy de mikenona ho anao,
Zaho tsy mahay miteny, tsy mahay zao sy zao
Kely izay vita natao, efa mba natolotro anao
Miangavy, diso aho raha mba manontany
Ny fisainako efalatsaka ambany
Nahoana raha ovana fitia?
Tsy tana intsony fa ho lazaiko androany
Tsy mitombina fa lasa mankany
Manaloka misoko mangina
Asa ngamba izany ve no atao hoe tia?
Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso
Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao
Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa
Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin'ny ankaso
Miangavy fa tia!
Enw le natokisako hatrizay tsy mba namadika
Raha ny faniriako anie enw ho lasa vadiko
Tiako tsika hiaraka fa tsy namana fotsiny
Na ny ranomanitrao ary haiko hatramin'ny fofony
Aza lavin'aho f'henoy aloha zay ato am-poko
Enw rahateo koa efa haiko fa tsy manan-tompo
Ka miangavy aho aza lavina le fangatahana
Aza avelanao ho nofy le fahasambarana
Tsy haiko ze ao an-tsainao fa nena lu ny saiko tsy mety mitombina
Fitivana nomenao ahy hatram'zay, toa fitia sombitsombiny
Ka lazao ze tena marina, ny ao am-ponao no tiako fantarina
Hoe tena izy ve sa sangisangy na mpiakama
Lay teninao le mody mi charme
Fa zah lu de babo, iriko isika mba en couple
Hatram'zay nahalalako anao zay, zah tratran'ny coup de foudre
Ka valio fa za Io mba miandry, ny aty tena tia ka miangavy
Hoe hoavadika fitia reo sangisangy,
Satria miankiana aminao ny ahy ny o avy
Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso
Zay nantenaiko indray mi-pimaso,ilay tsikinao
Raha namisavisa,ny tontolo rehetra hiova paradisa
Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin'ny ankaso
Miangavy fa tia!
Any aminao any lay fitiavana misy ny fiainana norme
Henoy zany foko midoboka sady mitapy aminao no mi pôrna
Ny tavan 'indry tazanina ôtran'ny anjely le mampanonofy
Ny feon'indry @ alina tsy mijanona mandrotsirotsy
De lazaiko am ndry androany; lasa henjana be ny fiovàny
Enw nandray ahy ho akama, nefa le fisainako tsy @ zany
Efa babon 'indry zao ny foko, ka ialako tsiny raha hoe hadisoako
F'ilay fitia tsy mitsaha-mitombo, madio tsy mitapoka, tsy misy loko
Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso
Zay nantenaiko indray mi-pimaso,ilay tsikinao
Raha namisavisa,ny tontolo rehetra hiova paradisa
Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin'ny ankaso
Miangavy fa tia! ----Miangavy fa tia! -!---- Miangavy fa tia! -!----




Marion feat. Tht - Marion: The Best Of
Альбом Marion: The Best Of
дата релиза
08-05-2019

1 Foiko Ho Anao
2 Asa Ihany
3 Noho Ianao
4 Anilanao
5 Vetso Miampita
6 Tsy Haiko Lavina
7 Tsisy Antenaina
8 Raha Sitrakao
9 Lay Tia Anao
10 Raha Mbola Misy
11 Tsy Hitazona Anao
12 Tsy Miova
13 Fitia Volamena
14 Tsy Ho Soloiko
15 Efa Tia
16 Mbola Ho Avy
17 Efa Lasanao
18 Tonga Dia Lazao
19 Sasa-Miandry
20 Alina Mangina
21 Mamy Loatra
22 Poopée
23 Tomany
24 Rehefa Love
25 Diavolana
26 Mamie
27 Kilalaka
28 Ratra
29 Aiza Ianao
30 Aloka
31 Andao Hifly
32 Atero Kalao
33 Aza Malahelo
34 Aza Miherika
35 Azafady
36 Baby Sexy
37 Bla Bla
38 Bon Voyage
39 Crazy Lalala
40 Dance Tonight
41 Eny Ray
42 Fa Io Ny Anay
43 Fafao Ny Amiko
44 Feno Anao
45 Foiko Ho Anao
46 Foko Adaladala
47 Fotoana Mamy
48 Gimme One Chance
49 Hiady Ho An'iza
50 Ho Doria Mandra Maty
51 Ho Iray
52 Ho Tia Anao Aho Satria
53 Ianao Irery
54 Ilay Tokako
55 Izaho No Mbola Tia
56 Kalokalo Love
57 Love Aho
58 Love Dia Love
59 Miangavy Fa Tia
60 Mitia
61 My Girl
62 Paradisa
63 Sexy Love
64 Tanindrazako
65 Tiako Ho Ahy Eo Foana
66 Tiako Ianao
67 Tsy Ianao Irery
68 Tsy Misy Ahasolo Anao
69 Voninkazo



Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.