Текст песни




Na, na, na, yeah, yeah
Nataoko ihany angamba ny azo atao
Hoentiko hanadinoana anao
'Reo fahatsiarovana nisy taloha navaloko
Nitady olon-kafa 'zaho nasolo anao
Nefa tsy haiko ihany
Mbola tianao foana aho, mbola miandry anao
Ka tsy haiko ny atao.
Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy
Ny anilanao no mba nahitako hafanana
Ka aleo hifona aho, tia anao hihanta eo anilanao
Na ny andro manjombona mamirifiry
Hamiratra foana izy na nampangatsiaka
Fa teo foana ianao, tonga aho hitalaho
Hoe aza mandao
Hatramin'izay tsy nahateo anao toa alahelo foana
Nanjary hakiviana feno fahoriana ny fiainako
Mila anao foana aho, miandry anao, aza ariana
Ka mba mitalaho, raha azo atao
Mba ho eo...
Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy
Ny anilanao no mba nahitako hafanana
Ka aleo hifona aho, tia anao hihanta eo anilanao
Na ny andro manjombona mamirifiry
Hamiratra foana izy na nampangatsiaka
Fa teo foana ianao, tonga aho hitalaho
Hoe aza mandao
Mbola miandry anao foana aho
Miandry anao ny toeranao
Koa mba lazao izay sitrakao na holavinao
Efa nifantena izaho sy ianao
Nifanaraka tsy hisy hifandao
Aza avelanao irery foana aho
Aza dia avelanao hisento aho
Fa te mba ho namanao
Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy
Ny anilanao no mba nahitako hafanana
Ka aleo hifona aho, tia anao hihanta eo anilanao
Na ny andro manjombona mamirifiry
Hamiratra foana izy na nampangatsiaka
Fa teo foana ianao, tonga aho hitalaho
Hoe aza mandao




Marion - Marion: The Best Of
Альбом Marion: The Best Of
дата релиза
08-05-2019

1   Miangavy
2   Foiko Ho Anao
3   Asa Ihany
4   Noho Ianao
5   Anilanao
6   Vetso Miampita
7   Tsy Haiko Lavina
8   Tsisy Antenaina
9   Raha Sitrakao
10   Lay Tia Anao
11   Raha Mbola Misy
12   Tsy Hitazona Anao
13   Tsy Miova
14   Fitia Volamena
15   Tsy Ho Soloiko
16   Efa Tia
17   Mbola Ho Avy
18   Efa Lasanao
19   Tonga Dia Lazao
20   Sasa-Miandry
21   Alina Mangina
22   Mamy Loatra
23   Poopée
24   Tomany
25   Rehefa Love
26   Diavolana
27   Mamie
28   Kilalaka
29   Ratra
30   Aiza Ianao
31   Aloka
32   Andao Hifly
33   Atero Kalao
34   Aza Malahelo
35   Aza Miherika
36   Azafady
37   Baby Sexy
38   Bla Bla
39   Bon Voyage
40   Crazy Lalala
41   Dance Tonight
42   Eny Ray
43   Fa Io Ny Anay
44   Fafao Ny Amiko
45   Feno Anao
46   Foiko Ho Anao
47   Foko Adaladala
48   Fotoana Mamy
49   Gimme One Chance
50   Hiady Ho An'iza
51   Ho Doria Mandra Maty
52   Ho Iray
53   Ho Tia Anao Aho Satria
54   Ianao Irery
55   Ilay Tokako
56   Izaho No Mbola Tia
57   Kalokalo Love
58   Love Aho
59   Love Dia Love
60   Miangavy Fa Tia
61   Mitia
62   My Girl
63   Paradisa
64   Sexy Love
65   Tanindrazako
66   Tiako Ho Ahy Eo Foana
67   Tiako Ianao
68   Tsy Ianao Irery
69   Tsy Misy Ahasolo Anao
70   Voninkazo




Внимание! Не стесняйтесь оставлять отзывы.
Загрузка
Загрузка